๐ Fiangonana Notre Dame de Lourdes: Hohatsaraina ny ao anatin’ny fiangonana ka hasiam-panatsarร na ny carreaux itoeran’ny seza.
๐ Izany no asa nosafidin’ny Kristianina hatao,amin’izao fanaovana ny hetsika ยซย Pรดketra misokatra andiany fahateloย ยป.
๐ Nitondra ny anjara biriky amin’izany ny Antoko Hiarak’Isika eto Toamasina izay notarihin’Atoa Tovoniaiko Arnault ka nanolotra simenitra 15 lasaka androany.
๐ Nangonin’i Claudia Tsitolomy