FIANARANTSOA DISTRIKAN’I LALANGINA- MANANTANTERAKA FIALAN-TSASATRA MAINTSO IREO ANKIZY .

258 0
Mbola mitohy hatrany ny fialantsasatra maintso iarahana aminireo ankizy kely ao amin’ny commune Taindambo,distrikan’i Lalangina, faritra Matsiatra Ambony.
Ankizy manodidina ny 4 taona ka hatramin’ny 16 taona no mandray anjara amin’ity fialantsasatra maintso ity , izay mianatra mikajy sy miaro ny tontolo iainana na dia mbola kely aza.
Ny Alakamisy 01 Aogositra lasa teo dia ny fianarana mikajy ny tontolo iainana (éducation environmental) sy fambolena kely (Jardinage) no nataon’izy ireo miaraka amin’ny Association MIHARI , anisan’ny mpanohana ity tetikasa miantso ity, natao handraisana anjara amin’ny fiarovana ny tontolo iainana. sy ny Association Tohana.

Titre

Related Post

Kaominina ambanivohitra Bemokotrà | Fitokanana tsena tamin’ny fomba ofisialy

Posted by - mai 18, 2025 0
𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐝𝐚𝐯𝐚/𝐁𝐞𝐦𝐨𝐤𝐨𝐭𝐫𝐚̀: 𝐍𝐢𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐨𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐢𝐬𝐚𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲. Ny marainan’ny Alahady teo no nanatanteraka…