饾悈饾悎饾悐饾悁饾悓饾悂饾悁饾悕饾悁饾悕饾悁 饾悁饾悈饾悈 饾悁饾悑饾悁饾悗饾悡饾悜饾悁

816 0
Anio Sabotsy 31 Aogositra 2024 no nanatanterahana ny lanonana fanolorana sy fametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny mpandrindram-paritry ny fikambanana AFF aty Alaotra.
Tonga nitarika ny lanonana ny filoha Nasionaly Ramatoa Haingo RAVATOMANGA nontron’ireo mpitarika amin’ny birao Nasionaly, sy ireo tompon’andraikitra isa-tsokajiny avy ato anivon’ny faritra, ary ireo olo-manakaja maro sivily sy miaramila.
Nandritran’ny lanona ihany koa no nampafantaran’Andriamatoa mpandrindram-paritry ny Fikambanana Andry sy Fotototra ho an’ny Fampandrosoana aty Alaotra RAJAONARIVELO Andry Nirina ireo ekipa mpitarika amin’ireo Distrikan’ Ambatondrazaka, Amparafaravola ary ny Distrikan’Andilamena.
馃摑 Nangonin’i 饾懗饾拹饾挆饾拏 饾懕饾拏饾拸饾拏虁

Related Post