FIANAKAVIAMBEN’NY FITSARANA | TENY TSIAFAHY NO NATAO NY FAMBOLEN-KAZO

138 0
MINISTERAN’NY FITSARANA:
TENY TSIAFAHY NO NATAO NY FAMBOLEN-KAZO. NANOME HAFATRA MAFONJA NY MINISITRA RANDRIAMANANTENASOA LANDY MBOLATIANA.
 
๐Ÿ“Œ Zoma 09 Febroary 2024, teto Tsiafahy no nanatanteraka fambolen-kazo ny Fianakaviamben’ny Minisiteran’ny Fitsarana. Nitarika izany ny Mpitahiry ny Fitmbokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana izay nampita hafatra ho an’ny tompon’andraikitra mba hanara-maso sy hikarakara ny zanakazo novolena. Nambarany fa sady famerenana ny tontolo iainana ho tsara sady loharanon-karena ny fambolen-kazo. Tany mirefy 1ha no novolena, zanakazo miisa 2000 ( roa arivo) no natsatoka ka voankazo ny 100, kininina ny 1.000 ary acacia ny 900.
 
๐Ÿ“Œ Teny nentina nanatanteraka ity fambolen-kazo ity ny hoe: ยซย Fambolen-kazo manarina tontolo,manatsara famokarana, mamela lova ho any taranakaย ยป. Nampahafatarina nandritra io fotoana io ihany koa ny antotanisan’ny hazo naniry nandritra ny taona 2022 ka nahatratra 80 isan-jato izany.
 
๐Ÿ†” Nangonin’Lay Mahintsy

Related Post

๐Œ๐„๐๐€๐๐„ ; ๐Ž๐๐† ๐’๐€๐‡๐ˆ ๐“๐‘๐€๐“๐‘๐€ ๐๐˜ ๐Ÿ—๐Ÿ•% ๐“๐€๐๐‰๐Ž๐๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐€๐ƒ๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐“๐€๐˜ ๐Œ๐ˆ๐๐€๐‘๐ˆ๐“๐€๐Š๐€

Posted by - novembre 15, 2024 0
๐‘ต๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’‚๐’๐’•๐’†๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’•๐’“๐’Š๐’Œโ€™๐’‚๐’”๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’Ž๐’‘๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚ ๐’›๐’‚๐’š ๐’๐’‚๐’•๐’‚๐’ ๐’•๐’‚๐’ ๐’‚๐’๐’‚๐’•๐’Š๐’โ€™๐’๐’š ๐’•๐’†๐’๐’ ๐’—๐’๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐‘ถ๐‘ต๐‘ฎ ๐‘บ๐‘จ๐‘ฏ๐‘ฐ ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’‚๐’๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚ 15 ๐‘ต๐’๐’—๐’†๐’Ž๐’ƒ๐’“๐’† 2025 ๐’Œ๐’‚…

Antoko Tiako i Madagasikara | Namboly hazo teny Imerinkasinina

Posted by - fรฉvrier 3, 2024 0
๐๐€๐Œ๐๐Ž๐‘๐ˆ๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐๐˜ ๐•๐€๐‡๐Ž๐€๐Š๐€ ๐Œ๐€๐‹๐€๐†๐€๐’๐˜ ๐‡๐ˆ๐’๐Ž๐‘๐€๐“๐‘๐€ ๐€๐๐€๐‘๐€๐๐€ ๐€๐Ž ๐€๐๐€๐“๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐‹๐ˆ๐’๐ˆ๐Œ-๐๐ˆ๐…๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐‹๐Ž๐‡๐€ ๐“๐„๐Ž ๐€๐‹๐Ž๐‡๐€ ๐Œ๐€๐‘๐‚ ๐‘๐€๐•๐€๐‹๐Ž๐Œ๐€๐๐€๐๐€ Androany, nandritra ny fambolen-kazo, izay…