Fambolenkazo notanterahan’ny mpampianatra sy mpandraharaha ary ny mpianatra

365 0
πŸ“Œ Fambolenkazo notanterahan’ny mpampianatra sy mpandraharaha ary ny mpianatra eny anivon’ny UFRSS Mandritsara, niarahana tamin’ny lehiben’ny distrika Velomaro L’Faustin sy Ben’ny tanana, Rasolofondradonga GΓ©rard teny amin’ny tokotanin’ny oniversite Antsoha.
 
πŸ“Œ Zanakazo 500 fototra novatsian’ny Graine de vie, no novolena androany alakamisy 18 janoary 2024 maraina.
Araho an-tsary
πŸ†” Nangonin’i Claudio

Related Post

SEKOLY AMBONY KATOLIKA ASJA MORAMANGA

Posted by - octobre 1, 2024 0
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy n’y Alatsinainy faran’ny volana septambra teo ny « universitΓ© catholique ASJA MoramangaΒ Β», sekoly Ambony eo ambanin’ny fiahian’i…