Fรฉdรฉration Malagasy de Kung-Fu Wisa

113 0
๐…๐žฬ๐๐žฬ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐๐ž ๐Š๐ฎ๐ง๐ -๐…๐ฎ ๐–๐ข๐ฌ๐š
15 dรฉcembre 2023
Tontosa ny:
โ˜ฏ๏ธ FIVORIAMBE ARA-POTOANA
โ˜ฏ๏ธ FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA
Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina ary nifarana tamin’ny 04h30 folakandro
Notarihan’ny Birao tamin’ny alalan’ny Filohany
Tonga nanatrika daholo (100%) ireo Ligy.
Ny fivoriambe roa dia natrehan’ny Ministรจre de la Jeunesse et des Sports
1๏ธโƒฃ Nahazo FANKATOAVANA tamin’ny salan’isa 100% avy amin’ireo Ligy ireo tatitra nentin’ny Birao, ny Sekretera Jeneraly nanao ny tatitra ara-moraly, ny mpitambola nanao ny tatitra ara-bola, ny Tale Teknika Nasionaly nanao ny tatitra ara-teknika.
2๏ธโƒฃ Nahazo FANKATOAVANA tamin’ny salan’isa 100% avy amin’ireo Ligy ny Birao hanoy ny asany mandritra ny taompikatrohana 2023 – 2024.
3๏ธโƒฃ Nasiampanintsiana ny Sata Fototra sy ny fitsipika anatiny izay NAHAZO FANKATOAVANA tamin’ny salan’isa 100% avy amin’ireo Ligy:
โœ…Nasiampanintsiana ny antompisiana sy ny asa aman’andraikitra
โœ…Novana hoe ยซย FEDERATION MALAGASY KUNG FUย ยป (FMKF) ny anarana
โœ… Nasiampanintsiana ny fomba fifidianana ny mpikambana ao amin’ny Birao
โœ…NOFOANANA ireo zanaka style dia miova hoe Kung Fu Wisa ireo Club (Kwoon) rehetra Wisa ary ny club tsy Wisa kosa dia Kung Fu miampy ny anarany
โœ… FOANA noho izany ny Grade SI-LOU-CHE fa hiova anarana hafa miampy ny andraikitra vaovao hafa.
โœ… MIOVA ireo Diplรดme rehetra hifanaraka amin’ireo fepetra vaovao
โœ…Nasiampanintsiana ireo fepetra ara-bola rehetra
โœ… FOANA NY CERTIFICAT DE CONFORMITร‰ REHETRA. Ireo mahafeno fepetra dia ahazo CERTIFICAT de Conformitรฉ mifanaraka amin’ireo fepetra vaovao ireo.
4๏ธโƒฃ Nampahatsiahivina fa FEDERATION – LIGUE – SECTION – CLUB no rafitra mifehy ny KUNG FU eto Madagasikara
๐Ÿ“ท: ๐…๐žฬ๐๐žฬ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐๐ž ๐Š๐ฎ๐ง๐ -๐…๐ฎ ๐–๐ข๐ฌ๐š

Related Post

๐“๐ž๐ญ๐ข๐ค๐š๐ฌ๐š ยซย ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐ก๐š๐ณ๐จ ๐ข๐ซ๐š๐ฒย ยป

Posted by - fรฉvrier 28, 2024 0
Natomboka tao amin’ny EPP Tsimavaobe ao Morondava androany ny fambolen-kazo ao anatinโ€™ny tetikasa โ€œ๐—จ๐—ป รฉ๐—นรจ๐˜ƒ๐—ฒ, ๐—จ๐—ป ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฏ๐—ฟ๐—ฒโ€ izay nanentananโ€™IOโ€™RENALA ny…