FARITRA MENABE : ZANA-KAZO 10.000 ISA NO VOAVOLY ANDROANY

173 0
👉Nanatontosa fambolen-kazo tao amin’ny faritra arovana Menabe Antimena ny antenimierandoholona tamin’ny alalan’ny loholon’ny Madagasikara izay voafidy tato amin’ny faritanin’ny Toliara izay notronon’ny solombavambahoaka voafidy tato amin’ny distrikan’ny Morondava sy Mahabo ary ny mpanolontsaina manokana nfy filohan’ny repoblika Andriamatoa Patrick Rajoelina sy ny Préfet an’ny Morondava ary ireo sam-pandraharaham-panjakana rehetra ato Menabe sy ireo Tanora aron’ny Vahoaka ka zana-kazo 10.000 no voavoly androany izay nahitana Anakaraka 8000 sy Baobab 1000 ary Taim-borona 1000 ; izao no natao hoy ny loholon’ny Madagasikara izay voafidy tato amin’ny faritanin’ny Toliara dia fanatanterahana ny torimarika ny filoham-pirenena ny hoe Madagasikara rakotr’ala ary fijerena ny maha olona satria isany antoky ny fiainan’ny olona ny hazo .
✍️RA PA

Related Post

𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐒𝐎𝐀𝐍𝐈𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀-𝐈𝐕𝐎𝐍𝐆𝐎 𝐅𝐄𝐒𝐓𝐈𝐕𝐀𝐋 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐁𝐈𝐎𝐃𝐈𝐕𝐄𝐑𝐒𝐈𝐓𝐄́ 𝟖𝐄𝐌𝐄 𝐄́𝐃𝐈𝐓𝐈𝐎𝐍

Posted by - mars 4, 2024 0
𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’𝐈 𝐒𝐎𝐀𝐍𝐈𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀-𝐈𝐕𝐎𝐍𝐆𝐎 𝐅𝐄𝐒𝐓𝐈𝐕𝐀𝐋 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐁𝐈𝐎𝐃𝐈𝐕𝐄𝐑𝐒𝐈𝐓𝐄́ 𝟖𝐄𝐌𝐄 𝐄́𝐃𝐈𝐓𝐈𝐎𝐍 : 𝐍𝐈𝐇𝐄𝐍𝐀 𝟕% 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐇𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐏𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐀𝐙𝐎.   95 % ny fampidirambolany…

𝐍𝐈𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐀𝐍𝐀𝐓𝐎𝐍𝐓𝐎𝐒𝐀 𝐅𝐀𝐌𝐁𝐎𝐋𝐄𝐍-𝐊𝐀𝐙𝐎 𝐍𝐘 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐃𝐑𝐂𝐂 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐃𝐑𝐉𝐒 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀

Posted by - février 12, 2025 0
𝐍𝐈𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐀𝐍𝐀𝐓𝐎𝐍𝐓𝐎𝐒𝐀 𝐅𝐀𝐌𝐁𝐎𝐋𝐄𝐍-𝐊𝐀𝐙𝐎 𝐍𝐘 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐃𝐑𝐂𝐂 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐃𝐑𝐉𝐒 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍’𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐀 𝙰𝙻𝙰𝚁𝙾𝙱𝙸𝙰 12 𝙵𝚎𝚋𝚛𝚘𝚊𝚛𝚢 2025 Tao anatin’ny Faritra…

𝐌𝐄𝐍𝐀𝐁𝐄 ; 𝐎𝐍𝐆 𝐒𝐀𝐇𝐈 𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐘 𝟗𝟕% 𝐓𝐀𝐍𝐉𝐎𝐍𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐘 𝐌𝐈𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐀𝐊𝐀

Posted by - novembre 15, 2024 0
𝑵𝒂𝒏𝒂𝒕𝒂𝒏𝒕𝒆𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒂𝒕𝒓𝒊𝒌’𝒂𝒔𝒂 𝒇𝒂𝒎𝒑𝒂𝒇𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒔𝒂 𝒛𝒂𝒚 𝒏𝒂𝒕𝒂𝒐 𝒕𝒂𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒕𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒍𝒐 𝒗𝒐𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑶𝑵𝑮 𝑺𝑨𝑯𝑰 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐𝒂𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂 15 𝑵𝒐𝒗𝒆𝒎𝒃𝒓𝒆 2025 𝒌𝒂…