πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’𝐈 π’πŽπ€ππˆπ„π‘π€ππ€-πˆπ•πŽππ†πŽ π…π„π’π“πˆπ•π€π‹ 𝐃𝐄 𝐋𝐀 ππˆπŽπƒπˆπ•π„π‘π’πˆπ“π„Μ πŸ–π„πŒπ„ π„Μπƒπˆπ“πˆπŽπ

395 0
πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’𝐈 π’πŽπ€ππˆπ„π‘π€ππ€-πˆπ•πŽππ†πŽ π…π„π’π“πˆπ•π€π‹ 𝐃𝐄 𝐋𝐀 ππˆπŽπƒπˆπ•π„π‘π’πˆπ“π„Μ πŸ–π„πŒπ„ π„Μπƒπˆπ“πˆπŽπ : ππˆπ‡π„ππ€ πŸ•% 𝐍𝐘 π“π€π‡π€ππ˜ π…π€ππ€πŒππ€π‡π€ππ€ π‡π€π™πŽ.
 
95 % ny fampidirambolany mponina talohany taona 2008 tao amin’ny Kaominina Antanifotsy Fokontany Antsiraka zanatagna Ankitsinambo -Andasinivalavo- Andasinivera dia manampaka ireo hazo sarobidy atao Kitay na Charbon.
Nihena 7% ankehitrin’ny ny fanampahana ala satria misy ny tantsoroka sy toromarika indrindra ny fametrahana dina hitatanana ny ala .Misy ny famokarana charbon avy amin’y hazo kalipitisy izay tsara sy manaraka ny fenitra ataony ireo coopΓ©rative. Ny MBG (Missouri Botanical Garden ) miara miasa sy manome toromarika aminy hitadrovana ny ala .
Toerana azo hialana voly sy itsidihana ny Ala arovana na Pointe Γ  LarrΓ©e raha te hijery ireo karazana biby sy ala maro karazany .

Related Post

Distrikan’Ambatondrazaka | Akon’ny andron’ny 08 MARTSA

Posted by - mars 8, 2025 0
Β«Β π…π’π­π¨π―π’πšπ§-𝐣𝐨 𝐬𝐲 𝐟𝐒𝐳𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐑𝐒𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐬𝐲 𝐳𝐚𝐭𝐨𝐯𝐨 𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚 » Tsy nahasakana ny rehetra tsy hankalaza tao anatin’ny hafaliana sy…