๐ Toin’ny faritra rehetra dia nahatsiaro manokana ireo mpitandron’ny filaminana lavo amperinasa ny OMC rรฉgional tato Menabe izay notarihin’andriamatoa Rafidison Fidรจle ny 11 febroary, ny lanonam_pahatsiarovana moa dia notarihin’ny kaomandin’ny farim_piharovana sy Filaminana Tsiribihy Gรฉnรฉral Koto Paul ny lohahevitra ny fankalazana moa dia ny hoe ยซย Na ho vy, na ho vato tsy miamboho adidyย ยป.
๐ Nosokafana tamin’ny fisafoana ireo andian_tafika izay nataon’ireo mitarika ny OMC ny fotoana ary ny fametrahana ny fehezam_bonikazo teo amin’ny Tsangam_bato ny mahery fo teo amin’ny Esso maty ary nitohy tamin’ny fivavahana iraisam_pinoana, ny lahateny fohy izay nataon’ny kaomandin’ny farim_piharovana sy Filaminana Tsiribihy ny fotoana.
๐ Raha ny faritra Menabe manokana dia 5 ireo mpitandron’ny filaminana lavo teo ampanatan_terahana ny asany tamin’ny taona lasa iny.
๐ Tonga nanotrona izay lanonana fahatsiarovana izao moa ireo ratsamangaika ny solon-tenam-panjakana ato Menabe izay notarihin’ny Governoran’ny faritra Menabe Andriamatoa Serge lucky notron’ireo vandin’ny mpitandron’ny filaminana ato Morondava
๐ Nangonin’i Ra Pa – Menabe