Fankalazana ny TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA teto Bongolava

274 0
Fankalazana ny TAOMBAOVAO MALAGASY FIDIOVANA teto Bongolava
« NY KOLOTSAIN’NY FITONIANA ANTOKY NY FAHAVELOMANA »
Fitsenana ny AFO TSY MATY
Nokarakarain’ny DRCC Bongolava 2024 Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina sy ny KOMITY entin’i Président DERA, ny lanonana dia notarihan’i Governora Bongolava pi Haja Placide Kaloper Ramamonjisoa, nanotrona izany ny vadin’ny Député de Madagascar voafidy teto Tsiroanomandidy sady mpampakateny Jeneraly lefitra ao amin’ny Birao maharitra Antenimierampirenena
Notohizana tamin’ny « FAMOHA-MANDRY » manerana ny Tananan’i Tsiroanomandidy izany ny 30 Martsa 2025

Related Post

𝐌𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 – 𝐍𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎 𝐉𝐄𝐀𝐍 𝐑𝐄𝐍𝐄 𝐇𝐎 𝐊𝐀𝐍𝐃𝐈𝐃𝐀 𝐒𝐎𝐋𝐎𝐌𝐁𝐀𝐕𝐀𝐌𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐒𝐎𝐉𝐀𝐁𝐄

Posted by - mars 5, 2024 0
Nifamotoana tao an-tranompokonolona Mandritsara ireo Sojabe maherin`ny 500 avy amin`ny kominina 29 mandrafitra distrikan`i Mandritsara. Nifampiarahaba tratry ny taona 2024,…