Faritra Bongolava, | Fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny fandrindram-piterahana

316 0
Notontosaina teto Tsiroanomandidy renivohitry ny Faritra Bongolava, ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny fandrindram-piterahana. Tamin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, ka hetsika fitsaboina maimaim-poana no nanamarihana izany.
Tonga nanotrona sy nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Ny Professeur RANDRIAMANANTANY Zely, notronon’ny Governoran’ny Faritra Bongolava, ireo Solombavam-bahoaka, ary ny Prefen’i Tsiroanomandidy, sy ireo Tomponandraiki-panjakana sivily sy miaramila.

Related Post

𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐓𝐎𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 « 𝐏𝐑𝐎𝐉𝐄𝐓 𝐃𝐑𝐎𝐍𝐄”

Posted by - mars 16, 2024 0
𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐓𝐎𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 « 𝐏𝐑𝐎𝐉𝐄𝐓 𝐃𝐑𝐎𝐍𝐄” 𝐅𝐀𝐌𝐀𝐓𝐒𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐅𝐎𝐃𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐁𝐈𝐌-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐀𝐑𝐎-𝐃𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 ———————————- Faritra sy District saro- dalana maro no misitraka…