VEHIVAVY MIRAY AVY TOLIARA – MAMPISEHO NY FIRAISANKINA ARY MANAJA NY FOMBAN-DARAZANY

432 0
Ampela Miray hina avy amin’ny Faritanin’ny Toliara, monina ao Toamasina: miezaka hatrany mampiseho ny firaisan-kina sy manaja ny fomba maha malagasy.
Toy izao ny ataonay rehefa manotrona ny vehivavy mpikambana ao aminay,izay namora ny zanany lahy.
๐Ÿ‘‰ Hafa ny fehivolo: vola izay fatorana amin’ny volon’ny maman’ilay zaza ho fiarahabana azy nahavita soa ny famoran-jaza.
๐Ÿ‘‰Ilay vola apetaka amin’ny hazo iny no antsoina hoe ยซย basy menaย ยป,atolotra ho an’ny zazalahy ho fitsofan-drano azy.
Izay no maha iray anay , mifanotrona na amin’ny tsara na amin’ny ratsy.
๐Ÿ‘‰Tao amin’ny fikambanana Ampela Miray hina io no nianarako zavatra betsaka mahakasika ny kolo-tsaina.
Marihina moa fa ny AMITO dia ivondronan’ireo vehivavy rehetra avy any Toliara monina eto Toamasina, izay tarihin’i Rtoa Germaine .
Nangonin`i Claudia Tsitolomy

Related Post

Analanjirofo Vakoka sy Kolontsaina | Ministera Miasa aminโ€™ny Vakoka

Posted by - juin 1, 2025 0
๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐€๐๐€๐‹๐€๐๐‰๐ˆ๐‘๐Ž๐…๐Ž | ๐Œ๐š๐ง๐จ๐ก๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ง๐ ๐š๐ง๐š ๐ก๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ข๐ซ๐š๐ง๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฏ๐š๐ค๐จ๐ค๐š ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐š๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฌ๐ฒ ๐’๐š๐ข๐ง๐ญ๐ž ๐Œ๐š๐ซ๐ข๐ž ๐ง๐ฒ ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ง’๐ง๐ฒ ๐’๐ž๐ซ๐š๐ฌ๐ž๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ…