π Fanjonoana dingadingana tsy ara-dΓ lana tao Seychelles.
π Mpanjono Malagasy 164 no tratra nanjono tsy ara-dΓ lana ,nopotehana ilay Sambo izay nahatratrarana azy ireo , hany ka natao tao anaty Sambo iray ary nalefa aty Antsiranana mba ho tsaraina.
π Ny Sabotsy 10 Febroary 2024 no nigadona teto aminβny seranan- tsambo ireto farany ary ao aminβny gymnase couvert no napetraka izy ireo mandra-paviany fitsarana.
π Nangonin’i Sela Fanambarana