FAHATRARANA OMBY HALATRA AVY AMIN’NY DISTRIKA MPIFANILABODIRINDRINA AMIN’I MIANDRIVAZO

201 0

πŸ“Œ Tontosa ny talata faha 30 janoary 2024 ny famerenana soa amantsara amin’ny tompony ireo omby 14 very tao amin’ny fokotany Ambohitromby kaominina ambanivohitry Belobaka distrikan’i Tsiroanomandidy faritra Bongolava

πŸ“Œ Marihina fa ny 26 janoary 2024 lasa dia nisy tranga fanafihan-dahalo ka naharatrΓ na olona roa tao amin’io kaominina Belobaka io.

πŸ“Œ Noho ny fiaraha-miasa ny zandary amin’ny distrika roa mpifanila-bodirindrina(Miandrivazo sy Tsiroanomandidy) dia azo avokoa ireo omby 14 ankoatra ireo 02 maty novonoin’ny dahalo, teo amin’ny kizon’i Mangarano fokotany Ankarabo kaominina Itondy.

πŸ“Œ Manao ny ainy tsy ho zavatra ny mpitandro filaminana ao amin’ny distrikan’i Miandrivazo amin’ny fisorohana sy fifehezana ireo asan-dahalo ary mbola mitohy hatramin’izao ny ezaka.

πŸ†” Nangonin’i Ra Pa – Menabe 

Related Post

Fikambanana AFF Boriboritany faha 2 | Nifampiarahaba nahatratra ny taona

Posted by - janvier 28, 2024 0
ππˆπ…π€πŒππˆπ€π‘π€π‡π€ππ€ π“π‘π€π“π‘π˜ 𝐍𝐘 π“π€πŽππ€, ππˆπ…π€πŒππˆπ‘π€π‘π˜ π’πŽπ€ 𝐍𝐘 π…πˆπŠπ€πŒππ€ππ€ππ€ π€ππƒπ‘π˜ π’π˜ π…πŽπ“πŽπ“π‘π€ π‡πŽ 𝐀𝐍’𝐍𝐘 π…π€πŒππ€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€ππ€ π“π„π“πŽ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ ππŽπ‘πˆππŽπ‘πˆπ“π€ππ˜ π…π€π‡π€π‘πŽπ€ Ny sabotsy…

π‹πšπ₯𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚’𝐒 𝐯𝐚𝐀𝐒𝐧𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝐌𝐒𝐑𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 π¦π’π‘πšπ¬π’π¦π›πš

Posted by - janvier 16, 2024 0
π‹πšπ₯𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚’𝐒 𝐯𝐚𝐀𝐒𝐧𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝐌𝐒𝐑𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 π¦π’π‘πšπ¬π’π¦π›πš   Mitombo ihany ny faharatsiana Ary mampitaraina ny mpampiasa ny lalana ,…