ELIMINATOIRES Coupe du Monde 2026 | Nitso-drano ireo BAREA ny komity mpanantanteraka

154 0
🚨 ELIMINATOIRES Coupe du Monde 2026🚨
βœ…Nitso-drano ireo BAREA ny komity mpanantanteraka eto anivon’ny Federasiona, izay tarihin’ny filoha RANDRIAMANAMPISOA Alfred, androany tolakandro tetsy @ Kianja Barea Mahamasina.
Toy ny efa fanao dia misy hatrany ny Primes de prΓ©sence sy ny primes de match rehefa mandrobaka fandresena. πŸ”°Ny mampiavaka kosa anefa aminin’ity dia mitombo avo roa heny izany primes izany.
Marihina fa rahampitso no hanainga ny delegasiona Malagasy ary ny alatsinainy izao no higadona ao Ghana
Β© : Mada foot

Related Post

Fikambanana TAHIO GN’ATEGNA | TOURNOI FOOT-BALL COUPE AOMBY MATAVY

Posted by - janvier 8, 2024 0
𝐅𝐀𝐑𝐀𝐅𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀 π™πŽπŒπ€ πŸŽπŸ“ -𝟎𝟏-πŸπŸŽπŸπŸ’ | π…π’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš π“π€π‡πˆπŽ 𝐆𝐍’𝐀𝐓𝐄𝐆𝐍𝐀 | π“πŽπ”π‘ππŽπˆ π…πŽπŽπ“-𝐁𝐀𝐋𝐋 π‚πŽπ”ππ„ π€πŽπŒππ˜ πŒπ€π“π€π•π˜ 𝐌𝐒𝐒𝐬𝐚 πŸ“ 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐒𝐬𝐚𝐧’𝐒𝐫𝐞𝐨 π…π¨π€π¨π§π­πšπ§π² πŸπŸ’ 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚…