๐๐๐๐๐๐๐ฬ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ : ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Nitohy tao aminโny fonjanโ Ambalatavoahangy ao Toamasina ny hetsika fanampiana notanterahinโi Depiotรฉ Haja Dinah niaraka taminโny mpanakanto Madmax, androany alahady 22 Febroary.
Nitsidika ireo mpino Silamo namany sy ny Mosquรฉe rava vokatry ny rivodoza tao anatinโny fonja izy mirahalahy, ary nanolotra fanampiana toy ny:
- Vary 1 taonina
- Maillot 2
- Baolina 3
- Vola mitentina 1 tapitrisa ariary
Tam-panetren-tena tanteraka no nitondranโizy ireo izany fanampiana izany ho anโireo mpandraharaha ny fonja sy ireo voafonja.
.




