β–ΆοΈπ—™π—œπ—§π—”π—Ÿπ—˜π—’π—©π—”π— -𝗣𝗔π—₯π—œπ—§π—₯𝗬 𝗑𝗬 π—™π—œπ—§π—¦π—œπ—‘π—π—”π—₯𝗔𝗠-π—£π—”π—›π—˜π—™π—”π—‘π—” 𝗦𝗬 𝗑𝗬 𝗙𝗔𝗑𝗔𝗑𝗔𝗑-𝗧𝗔𝗑𝗬 π— π—˜π—‘π—”π—•π—˜ 𝗦𝗬 π— π—˜π—Ÿπ—”π—žπ—¬ βœ…ππ€ππ€πŽ π€π“π‘πˆπŠπ€π’π€ π‡π€ππ€ππ†πŽππ€ππ€ πˆπ‘π„πŽ π€π“πŽπ“π€π-πŠπ„π•πˆπ“π‘πˆπ’𝐍𝐘 πŠπ€π‘π€π“π€ππ˜ π…π€πŽππ„

318 0
ho fanatsarana ny fikirakirana ny fananan-tany ato Menabe sy Melaka dia nanatanteraka atrikasa ho fanangonana ireto atontan-kevitra nandritrin’ny fanaovana karatany faobe ny fitaleovam-paritry ny fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany ato Menabe sy Melaky izay nanomboka ny alatsinainy faha 8 septembre teo ka nifarana androany.
Izao no natao dia ho fanatsarana ny fikirakirana ny fananan-tany sy fanarahamaso ireo karatany natao faobe.
✍️RA PA

Related Post

Omby 9 maty nilatsaham-potaka

Posted by - novembre 18, 2025 0
Omby 9 maty nilatsaham-potaka omaly alatsinainy alina no tao Ankiakabe Ambohimanakana fokontany Ambinanijabahina kaominina Pont Sofia distrika Mandritsara. Tantsaha roa…

πŸ‘‰π…πˆπ‡π€π“π‘π„π‡π€ππ€ 𝐍𝐘 π…πˆπ…πˆπƒπˆπ€ππ€ππ€ MIOFANA ATO MORONDAVA IREO MPIKAMBANA NY SRMV ANATIN’NY FARITRA MENABE

Posted by - mai 10, 2024 0
βœ…πŒπ’πšπ­π«π’π€πš 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐒𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 π¦π©π’π€πšπ¦π›πšπ§πš 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 π’π‘πŒπ• 𝐬𝐲 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐚𝐦𝐩𝐒𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 π¦π©π’π€πšπ¦π›πšπ§πš 𝐒𝐬𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 π›π’π«πšπ¨π¦-𝐩𝐒𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚 πŒπžπ§πšπ›πž 𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨…