BNGRC: NANATANTERAKA FIFANAOVAN_TSONIAM_PIARAHAMIASA MANDRITRA NY 05 TAONA NIARAKA TAMIN’NY PAM

231 0

๐Ÿ”ดNovaozina indray ny fifanaovan-tsoniam-piaraha miasa teo amin’ny Birao nasionaly misahana ny loza voajanahary na ny (BNGRC )sy fandaharan’asa momban’ny fanjariantsakafo( PAM) ho fanohizana ny fitantanana momban’ny loza voajanahary eto Madagascar.

๐Ÿ”ดFifanaraham-piaraha_miasa mandritry ny 5 taona no hatao ho fiahiana ireo mponina iharan’ny loza voajanahary.

๐Ÿ”ดTafiditra ao anatin’izao fiarahamiasa vaovao izao ihany koa nyย  fisorohana mialoha ny mety hisiana takaitra mafy ateraky ny loza voajanahary .

๐Ÿ”ดNilaza ny tale jeneraly eo anivon’ny BNGRC Andriakaja Olivier elack fa manampy betsaka Tokoa ny Birao nasionaly misahana ny loza voajanahary ny fiarahamonina miasa nisy teo amin’ny 2 tonta hatramin’izay no nentina nanampiana ny mpiray tanindrazana manoloana ny loza voajanahary izay tsy azo iodivirana intsony ary vao maika aza mihamafy nohon’ny fiovaovan’ny toetrandro maneran-tany.

๐Ÿ“M.Elvina

 

 

Related Post

๐—›๐—”๐—™๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—ก’I ๐—๐—˜๐—ก๐—˜๐—ฅ๐—”๐—Ÿ๐—ฌ ๐—ฅ๐—”๐—ฉ๐—”๐—Ÿ๐—ข๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—”

Posted by - octobre 3, 2025 0
๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—”๐— ๐—œ๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—˜๐— ๐—”๐—›๐—”๐—ฉ๐—”๐—ง๐—ฅ๐—ฆ๐—˜ ๐—˜๐—Ÿ๐—”๐—›๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ข๐—ฅ๐—˜ ; ๐—–๐—ผ๐—ป๐˜€๐˜‚๐—น๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜ ๐—ฒ๐—ป ๐—ฑ๐—ฒฬ๐˜ƒ๐—ฒ๐—น๐—ผ๐—ฝ๐—ฝ๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—ฆ๐—ผ๐—ฐ๐—ถ๐—ผ ๐—˜๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ : ๐‘จ๐’›๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’‹๐’‚๐’ƒ๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’’๐’๐’š ๐’‚๐’”๐’‚๐’’๐’๐’š ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’•๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’’๐’๐’š ๐’‡๐’Š๐’๐’‚๐’Ž๐’Š๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’‚๐’๐’Œ๐’‚ ๐’•๐’”๐’š ๐’‚๐’‡๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’“๐’…

KAOMININA ANOSY AVARATRA

Posted by - dรฉcembre 26, 2023 0
20 Kilaometara miala anโ€™Antananarivo Renivohitra, manaraka ny Lalam-pirenena Faha3 iny no ahitana ny Kaominina Anosy Avaratra, ao anatinโ€™ny Distrika Antananarivo…