BNGRC: NANATANTERAKA FIFANAOVAN_TSONIAM_PIARAHAMIASA MANDRITRA NY 05 TAONA NIARAKA TAMIN’NY PAM

398 0

πŸ”΄Novaozina indray ny fifanaovan-tsoniam-piaraha miasa teo amin’ny Birao nasionaly misahana ny loza voajanahary na ny (BNGRC )sy fandaharan’asa momban’ny fanjariantsakafo( PAM) ho fanohizana ny fitantanana momban’ny loza voajanahary eto Madagascar.

πŸ”΄Fifanaraham-piaraha_miasa mandritry ny 5 taona no hatao ho fiahiana ireo mponina iharan’ny loza voajanahary.

πŸ”΄Tafiditra ao anatin’izao fiarahamiasa vaovao izao ihany koa nyΒ  fisorohana mialoha ny mety hisiana takaitra mafy ateraky ny loza voajanahary .

πŸ”΄Nilaza ny tale jeneraly eo anivon’ny BNGRC Andriakaja Olivier elack fa manampy betsaka Tokoa ny Birao nasionaly misahana ny loza voajanahary ny fiarahamonina miasa nisy teo amin’ny 2 tonta hatramin’izay no nentina nanampiana ny mpiray tanindrazana manoloana ny loza voajanahary izay tsy azo iodivirana intsony ary vao maika aza mihamafy nohon’ny fiovaovan’ny toetrandro maneran-tany.

πŸ“M.Elvina

 

 

Related Post

M A D I R O V A L O
DISTRICT AMBATO-BOENY

Posted by - aoΓ»t 8, 2025 0
Nigadona anio maraina eto am Kaominina madirovalo ny delegasionina mafonja notarihiny Andriamatoa Solombavambahoaka Randrianarivo Edwin ahitana any Andriamatoa Governoran’ny Faritra…

πŸ‘‰π…πˆπ‡π€π“π‘π„π‡π€ππ€ 𝐍𝐘 π…πˆπ…πˆπƒπˆπ€ππ€ππ€ MIOFANA ATO MORONDAVA IREO MPIKAMBANA NY SRMV ANATIN’NY FARITRA MENABE

Posted by - mai 10, 2024 0
βœ…πŒπ’πšπ­π«π’π€πš 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐒𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 π¦π©π’π€πšπ¦π›πšπ§πš 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 π’π‘πŒπ• 𝐬𝐲 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐚𝐦𝐩𝐒𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 π¦π©π’π€πšπ¦π›πšπ§πš 𝐒𝐬𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 π›π’π«πšπ¨π¦-𝐩𝐒𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚 πŒπžπ§πšπ›πž 𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨…