Jean Nirina RAFANOMEZANTSOA | Manana vina hampandroso sy hampivoatra ny Fokontany Anosizato Atsinanana, ao anatin’ny Boriboritany faha4.

491 0
Β« π»π‘Žπ‘›π‘Žπ‘œ π‘–π‘§π‘Žπ‘¦ β„Žπ‘Žβ„Žπ‘Ž 𝐹𝐾𝑇 π‘€π‘π‘–π‘‘π‘Žπ‘Ÿπ‘–π‘‘π‘–π‘Ž ( 𝐹𝐾𝑇 π‘ƒπ‘–π‘™π‘œπ‘‘π‘’) 𝑛𝑦 πΉπ‘œπ‘˜π‘œπ‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘¦ π‘‘π‘Žπ‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘Žπ‘˜π‘œ π‘Žβ„Žπ‘œ, π‘ π‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘–π‘Ž π‘‘π‘’π‘‘π‘œ π‘›π‘œ π‘›π‘œ π‘›π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘™π‘Žπ‘‘π‘ π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘›β€™π‘›π‘¦ π‘‘π‘Žπ‘£π‘œπ‘›π‘–π‘˜π‘œ, π‘˜π‘Ž β„Žπ‘Žπ‘šπ‘π‘–π‘Žπ‘ π‘Ž π‘–π‘§π‘Žπ‘¦ π‘“π‘Žπ‘Ÿπ‘Ž π‘“π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘–π‘§π‘Žπ‘˜π‘œ π‘Žβ„Žπ‘œ β„Žπ‘–π‘‘π‘œπ‘›π‘‘π‘Ÿπ‘Ž π‘“π‘Žπ‘›π‘‘π‘Ÿπ‘œπ‘ π‘œπ‘Žπ‘›π‘Ž, π‘“π‘Žπ‘šπ‘π‘–π‘£π‘œπ‘Žπ‘Ÿπ‘Žπ‘›π‘Ž π‘–π‘§π‘Žπ‘›π‘¦ πΉπ‘œπ‘˜π‘œπ‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘¦ π΄π‘›π‘œπ‘ π‘–π‘§π‘Žπ‘‘π‘œ π΄π‘‘π‘ π‘–π‘›π‘Žπ‘›π‘Ž π‘–π‘§π‘Žπ‘›π‘¦, 𝑑𝑠𝑦 β„Žπ‘–π‘‘π‘Žπ‘›π‘‘π‘Ÿπ‘œπ‘Žπ‘˜π‘œ β„Žπ‘Žπ‘ π‘Žπ‘ π‘Žπ‘Ÿπ‘Žπ‘›π‘Ž, 𝑑𝑠𝑦 β„Žπ‘–π‘‘π‘Žπ‘›π‘‘π‘Ÿπ‘œπ‘Žπ‘˜π‘œ β„Žπ‘Žπ‘Ÿπ‘’π‘›π‘Ž, π‘Žπ‘Ÿπ‘¦ β„Žπ‘Žπ‘šπ‘π‘–π‘Žπ‘ π‘Žπ‘–π‘˜π‘œ 𝑛𝑦 π‘“π‘Žπ‘Ÿπ‘Žπ‘“π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘–π‘§π‘Žπ‘˜π‘œ π‘šπ‘Žπ‘›π‘œπ‘›π‘‘π‘œπ‘™π‘œ β„Žπ‘Žβ„Žπ‘Žπ‘‘π‘Žπ‘›π‘‘π‘’π‘Ÿπ‘Žπ‘˜π‘Ž π‘–π‘œ π‘£π‘–π‘›π‘Ž π‘›π‘Žπ‘π‘’π‘‘π‘Ÿπ‘Žπ‘˜π‘œ π‘–π‘œ. Β»
πŸ“Œ Raha bangoina tokana dia io no azo hamintinana ny resaka nifanaovanay tamin’Andriamatoa Jean Nirina RAFANOMEZANTSOA, izay Filohan’ny FKT Anosizato Atsinanana, fantatra sy hita taratra tokoa ny ezaka hataony, ary samy mahatsampa izany avokoa ireo mponina eny amin’ity Fokontany ity.
πŸ“Œ Fa ankoatr’izay, dia misy ihany koa ny fanavaozana ny sekoly izay tanterahina eny an-toerana, ka araka filazan’ity farany, dia volan’ny FKT madiodio no nentina nanatanterahina izany, andaniny koa anefa dia efa mandeha hatrany ihany koa ny fanadiovana sy fisonkirana ireo lakan-drano manerana ny tanana.
πŸ“Œ Anisan’ny vaindohan-draharaha imasoan’ity FKT ity koa anefa fametrahana ny fandriam-pahalemana, fandaminana ireo olana madinidinika eny anivon’ny fiaraha-monina.
πŸ“Œ Tsy mora ny manarina, ary tsy omen-tsika vahana ny ratsy, fa hiady hatramin’ny farany isika, ho tombontsoan’ny vahoaka, hoy hatrany izy manohy ny teniny,
πŸ“Œ Marihina, fa sady Mpitantana Orin’asa, no mpitarika fiaraha-monim-pirenena i Andriamatoa Jean Nirina RAFANOMEZANTSOA, ary izao voatendry hitantana ny FKT Anosizato Atsinanana izao.
Nangonin ‘Lay Mahintsy

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – πŒππ€ππ€πŒππ˜ ππ€πŒπ€πƒπˆπŠπ€ πŒππ€πŒππˆπ€π’π€ π€π™π˜

Posted by - fΓ©vrier 9, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – πŒππ€ππ€πŒππ˜ ππ€πŒπ€πƒπˆπŠπ€ πŒππ€πŒππˆπ€π’π€ π€π™π˜ (𝐍𝐚𝐧𝐠𝐚π₯𝐚𝐫𝐒𝐧𝐲 𝐚𝐯𝐨𝐀𝐨𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐨𝐣𝐚𝐀𝐨𝐣𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧-𝐭𝐨𝐀𝐚𝐧𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨, 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐬𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐨𝐝𝐲 πšπ¦π›πšπ§π’π―π¨π‘π’π­π«πš 𝐚𝐯𝐲 𝐞𝐨…)   ✦Tovovavy iray…