𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 πŒπˆπˆπ’π€ 53 𝐍𝐎 ππ€πŒπ„π“π‘π€π‡π€ππ€ π’π€πŒππŽπ€πƒπ˜ π“π€π“πŽ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 π…π€π‘πˆπ“π‘π€ π€π‹π€πŽπ“π‘π€ πŒπ€ππ†πŽπ‘πŽ

313 0

Ben’ny tanana miisa 53 ato amin’ny Faritra Alaotra Mangoro avy amin’ny distrika telo dia Ambatondrazaka nahita ben’ny tanana 22 , Andilamena 09 ary Amparafaravola 22 no nametrahana samboady ny Sabotsy 22 Febroary 2025 teo.

Tonga nanantateraka izany tao amin’ny La place Ambatondrazaka ireo solotenan’ny Fitondram-panjakana foibe izay notarihin’ny Minisitry ny Atitany, ary olo-manakaja sivily sy miaramila maro no tonga nanontrona ankoatran’ireo tompon’aindraikitra isatsoakajiny ato anivon’ny faritra sy ireo olom-boafidy nahitana loholona sy Solombavam-bahoaka.

Nandritra io lanonana fametrahana samboady io ihany koa no nanolorana ny mari-boninahitra « Commandeur de l’ordre NationaleΒ Β» an’i Dr RAKOTOARIDINA DieudonnΓ© izay sady prΓ©fet an’Ambatondrazaka

✍️ 𝑳𝒐𝒗𝒂 𝑱𝒂𝒏𝒂̀

Related Post

𝑫𝒓 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’… (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑡- 𝑻𝑨𝑡𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑡𝑨 𝑡𝑢 𝑡𝑨𝑡𝑢𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑡𝑢𝑹𝑰𝑡𝑨 𝑻𝑢𝑩𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑡𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨

Posted by - dΓ©cembre 4, 2023 0
𝑫𝒓 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’… (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑡- 𝑻𝑨𝑡𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑡𝑨 𝑡𝑢 𝑡𝑨𝑡𝑢𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑡𝑢𝑹𝑰𝑡𝑨 𝑻𝑢𝑩𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑡𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨 Hoy ny 𝑫𝒓 𝑹𝑨𝑲𝑢𝑻𝑢𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’…, Mpikaroka Raokandro Malagasy,…