π‘πžπ§πœπ¨π§π­π«πž 𝐍𝐚𝐭𝐒𝐨𝐧𝐚π₯𝐞 π’π©π¨π«π­π’π―πž (𝐑𝐍𝐒) 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐲 π•π’πœπ‘π² π…π«πšπ§π­π¬πš | 𝐍𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐒𝐀𝐚 𝐒𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐅𝐒π₯𝐨𝐑𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐌𝐚π₯𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐭𝐞𝐨 𝐚π₯𝐨𝐑𝐚 —

249 0
Fantatra fa nanohana nanome voninahitra ny lalao aram-panatanjahan-tena karakarain’ireo Malagasy mila ravin’ahitra any andafindriaka any ireo floham-pirenena Malagasy teo aloha mirahalahy, dia ny Filoha Hery RAJANONARIMAMPIANINA, sy ny Filoha Marc RAVALOMANANA, ary notronin’ ireo Diaspora any an-toerana.
Ankoatr’ity fanatrehana ny lalao ity dia nisy fihaonana tamin’ny diaspora koa ireto Filoham-pirenena teo aloha ireto 3 andronialohan’izao lalao izao, izay nanamafisana ny fanambarΓ na iombonana nataon’izy ireo.
Araka ny fampitam-baovao dia feno 50 taonakatroka ity Rencontre Nationale Sportive (RNS) amin’ izao fotoana izao. Marihina moa fa any Vichy France no tanterahina izy ity.
Nangonin ‘Lay Mahitsy

Related Post

𝑫𝒓 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’… (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑡- 𝑻𝑨𝑡𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑡𝑨 𝑡𝑢 𝑡𝑨𝑡𝑢𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑡𝑢𝑹𝑰𝑡𝑨 𝑻𝑢𝑩𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑡𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨

Posted by - dΓ©cembre 4, 2023 0
𝑫𝒓 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’… (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑡- 𝑻𝑨𝑡𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑡𝑨 𝑡𝑢 𝑡𝑨𝑡𝑢𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑡𝑢𝑹𝑰𝑡𝑨 𝑻𝑢𝑩𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑡𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨 Hoy ny 𝑫𝒓 𝑹𝑨𝑲𝑢𝑻𝑢𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’…, Mpikaroka Raokandro Malagasy,…