Fiaraha-monina ππππππππ π/π ππππππ | πππ ππππππππππ πππππππ ππ ππππ-πππππ πππππππ-πππ Posted on avril 19, 2025 at 7:43 pm by feonydemokrasia 157 0 Misedra olana tanteraka ny tantsaha mpamboly vary manodidina ny vallΓ© Managnano izay mivelona Amin’ity toha-drano ( Barrage ) MANAMBA-ROA ity ato anatin’ny Kaominina Ambanivohatra Ambila Distrikan’ny Manakara noho ny fahaosany ity foto-drafitrafitrasa ity Izay manondraka velarantany Maro manodidina ny kaominina roa mifanakaiky dia i Marofarihy sy Ambila ,Antony hoy ireo tantsaha sy teknisianina dia tsentsina feno fasika ny vavany lalandrano na ny canal izay manodidina ny 800 metatra eo ho eo ka tsy maharaka ny filΓ n’ny tanimbary intsony ny rano mandeha aminy. Na dia efa Nisy aza ny ezaka nataon’ireo vahoaka hanala io fasika manentsina io tamin’ny alalany asa tanamaro dia tsy nahomby satria efa bΓ© lotra ny tany sy fasika mibahana Noho izany dia nanapakevitra ny tompon’andraikitra ifotony ny avy eo anivon’ny fiadidian’i tanΓ n’ny Ambila Andriamatoa ZAFY ANDRIANAIVO Harivelo izay bΓ©n’ny TanΓ na vaovao ,ka nifanΓ ntona tamin’ny Ambaratongam-pahafana misy aty an-toerana,isany Zany ny avy eo anivon’ny Faritra Fitovinany MΓ©decin gΓ©nΓ©ral RAZAFITSOTRA Lucien Lorel izay nanome ny Engin sy ny avy eo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny fambolena sy fiompiana sy ny Entreprise iray tsy Miankina zay manantanteraka asa ao Amin’ity faritra ity nanome tantsoroka hanala ireo fasika mibahana ny rano tsy handeha eo Amin’ny vavany. Fantatra ihany koa nandritra izany fa ny vahoaka mpampiasa ity toha-drano ity no hiantoka ny solika lany mandritra ny asa. Nankasitraka ireo rehetra nanampy fa indrindra ny fitondrapanjakana aty an-toerana sy ireo vahoaka Ary ny avy eo anivon’ny Faritra Fitovinany moa Andriamatoa BΓ©n’ny TanΓ na nandritra fidinana ifotony nijery ny toerana androany, indrindra fa ireo vahoaka izay tsy nihambahamba nanangona ny eo ampelantanana mba ahafahana mampandeha ny Barrage MANAMBA-ROA. Nangonin’i Mamiko Seraphin
Mandritsara : Tsy ekenay Mandritsara ny fanesorana anβi Procureur miaro ny tanΓ nanay hoy ireo vahoaka raha nametraka sora-baventy androany. Posted by feonydemokrasia - avril 16, 2024 0 Mandritsara : Tsy ekenay Mandritsara ny fanesorana anβi Procureur miaro ny tanΓ nanay hoy ireo vahoaka raha nametraka sora-baventy androany. Mbola…
ZANDARIMARIA TOAMASINA : ASA SOA NATAON’NY ZANDARY VEHIVAVY Posted by feonydemokrasia - janvier 8, 2024 0 Ny soa atao levenam-bola; Fitsimbinana amin’ny fo feno fitiavana dia avy amin’Ilay Nahary. Tonga nitsidika sy nanolotra fanomezana ho an’i…
Rakotomalala Rossignol | Nosamborinβny polisy roa lahy iraka avy ao aminβny cybercriminalitΓ© Posted by feonydemokrasia - dΓ©cembre 29, 2023 0 Nosamborinβny polisy roa lahy iraka avy ao aminβny sampana misahana ny « cybercriminalité » Anosy Antananarivo ary noentina niakatra any Antananarivo, tokony…
FORT-DAUPHIN. « ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY TOERANA MIAVAKA SY NY ZAVA-NAORINAΒ Β»/DRCC ANΓSY Posted by feonydemokrasia - avril 18, 2024 0 Tanteraka soamantsara ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Toerana miavaka sy zava-naorina teto Tolagnaro izay nokarakarain’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera…
VOKATRY NY FANDALOVAN’NY RIVODOZA GEZANI TATO AMIN’NY DISTRIKAN’AMBATONDRAZAKA Posted by feonydemokrasia - fΓ©vrier 11, 2026 0 Nanomboka tamin’ny 09 ora alina te ho eo no nisafotofoto ny rivotra teto amin’ny renivohitry ny Faritra Alaotra Mangoro ny…