feonydemokrasia

FIHAONANA TETO AMIN’ NY ONIVERSITE

Posted by - janvier 11, 2024
Nihaona tamin’ ny mpianatra teto amin’ ny Oniversite n’ i Farafangana ireo solontena avy amin’ ny Minisiteran ‘ ny Fahasalamam – bahoaka Ramatoa RABENANDRASANA Joliharisoa  » Directeur des Instituts de…
Read More

𝐅𝐀𝐌𝐎𝐍𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐈 𝐑𝐈𝐒𝐂𝐎 𝐎𝐂𝐓𝐎𝐁𝐑𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟑 | 𝐌𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐢𝐚𝐫𝐢𝐚 𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐃𝐞́𝐥𝐞́𝐠𝐮𝐞́ 𝐀𝐧𝐝𝐚𝐬𝐢𝐛𝐞 𝐕𝐚𝐯𝐚𝐭𝐞𝐧𝐢𝐧𝐚

Posted by - janvier 9, 2024
𝐅𝐀𝐌𝐎𝐍𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐈 𝐑𝐈𝐒𝐂𝐎 𝐎𝐂𝐓𝐎𝐁𝐑𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟑 | 𝐌𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐢𝐚𝐫𝐢𝐚 𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐃𝐞́𝐥𝐞́𝐠𝐮𝐞́ 𝐀𝐧𝐝𝐚𝐬𝐢𝐛𝐞 𝐕𝐚𝐯𝐚𝐭𝐞𝐧𝐢𝐧𝐚 📌 RISCO ,ilay tovolahy maty rehefa notazonina tao amin’ny Biraon’ny Commune Amdasibe tamin’ny volana oktobra 2023.…
Read More

𝐒𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐝𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚

Posted by - janvier 9, 2024
𝐒𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐝𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚…   Manoloana ny fiparitahan’ny aretina maso ao amin’ny Faritra Boeny, dia tonga anio ary hiparitaka amin’ireo tompim-pahasalamana rehetra, ny fanafody sy kojakoja 𝐚𝐧𝐝𝐢𝐚𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧𝐲 ilaina handraisana an-tànana…
Read More