Araky ny vaovao nambaran’ny tarika MAGE 04 , dia hiala ao amin’ny Tarika Mage4 i Ken , hiova gadona mihintsy ny lehilahy ary mbola hanohy mozika hatrany araka ny filazany.…
Vehivavy manodidina ny ho 35 taona, nadro amin’ny rano sandragato , tsy fantatra sy tsy hita ny raha natondra azy ka tafalentika andrano , tokon’ny taminy fito ora mahery alina…
📌 Vanim-potoana fiakaran’ny voankazo izao ary manankarena voankazo i Vakinakaratra Sahanivotry Tsarahonenana no tena sompotry ny paoma kanefa indrisy fa sahirana ireo tantsaha ny amin’ny fampiakarana ny vokatra mihazo ny…
📌 Ho fisorohana ny valan-aretina conjonctivite bactérienne izay areti-maso miparitaka tato ato dia nanao hetsika ny avy eo anivon’ny fitaleovam-paritry ny rano fidiovana sy fanadiovana ka nanao fanentanana sy nizara…
📌 Toamasina: Rehefa vita ny fanatsàrana ilay lalana eo akaikin’ny Baobab,Hôpitaly kely,dia natomboka androany indray ny fanampenana ilay lavaka eo akaikin’ny Commissariat Tanambao II. 📌 Anisan’ny lalana be mpivezivezy…