Mpandeaha very entana raha hiazo ny lalam-pirenena faharoa RN2

288 0

πŸ“Œ Fiara avy Fenoarivo Antsinanana hoan’ny Antananarivo misy manafika entana ambony tafo ,ka teo anelanelany Antsampanana hatran’ny Antananarivo marihana fa mbola misy ireo mpangalatra miakatra ambony fiara mandeha, mila mailo ny mpamily mampitohy ny lalana RN2.

πŸ“Œ Raha ny fantatra dia avy teo Antsampanana sy Moramanga no tsikaritra fa nisehoan’ny asa ratsy ,Mangataka fiaraha miasa aminareo amoron’ny lalagna RN2 ny mpiantra tompony diplΓ΄me sy certificat maromaro aminy anaran’i DEDY Yarthino Ratsimisaraka , ka hiantso na andefa hafatra amin’ny laharana 0344228563.

 

πŸ†” Nangonin’i : Brudo Raseta 
Loharanom-baovao : Delannoue Ur Dedy

Related Post

𝐄𝐅𝐀 π€ππ“πˆπ“π‘π€ π“π€ππ“π„π‘π€πŠπ€ πˆπ‘π„πŽ π€ππƒπ‘πˆπ-π‰πˆπ‘πŽ π„π“πŽ π’π€ππŽπ“π’π˜ ππ€πŒπ„π‡π€ππ€

Posted by - dΓ©cembre 8, 2023 0
𝐄𝐅𝐀 π€ππ“πˆπ“π‘π€ π“π€ππ“π„π‘π€πŠπ€ πˆπ‘π„πŽ π€ππƒπ‘πˆπ-π‰πˆπ‘πŽ π„π“πŽ π’π€ππŽπ“π’π˜ ππ€πŒπ„π‡π€ππ€, πŒπ€π‘πŽ 𝐍𝐎 ππŽππŽππ†πŽπ‹πŽ πŠπ€ π€π‡πˆπ€ππ€ π‡πˆπ“π„π‘π€πŠπ€ π‹πŽπ™π€ π‡πŽπ€πβ€™ππ˜ πŒππŽππˆππ€   Mandry andriran’antsy…

Hahazo CSB II ny FKT Soamahamanina

Posted by - novembre 12, 2023 0
Nanatanteraka fivoriana manokana tao amin’ny FKT Soamahamanina,Tsiroamandidy androany alahady 12 Novambra 2023.   Fivoriana manokana izay miompana indrindra tamin’ny fanentanana…