Toamasina: Noravain’ny Police avy ao amin’ny Commissariat Central Toamasina ny CLAN PIRAMIDE

628 0
πŸ“Œ Toamasina: Noravain’ny Police avy ao amin’ny Commissariat Central Toamasina ny CLAN PIRAMIDE
 
πŸ“Œ Andian-jatovo 14 hatramin’ny 18 taona izy ireo,ary samy manana ny toerana ipetrahany.
Mifanafika izy ireo ka lasa miteraka fitaintainana sy fikoron-tanana amin’ny fiaraha-monina.
Mifaninana amina resaka vehivavy( miady Sipa) sady mifaninana amina hira (mpanao RAP ).
Izay tsy mahazaka resy dia miady.
 
πŸ“Œ Nandray andraikitra ny mpitandro ny filaminana ka nosamborina izy ireo,hisorohana ny loza mety hitranga vokatr’izany.
πŸ†” Nangonin’i Claudia Tsitolomy Tena Izy

Related Post

FIER-MADA 2025

Posted by - aoΓ»t 12, 2025 0
FIER-MADA 2025 – Andiany faha-26 : Ambatovy manohana hatrany ny tanora mpandraharaha sy ny tantsaha eny ifotony Nanamarika indray ny…