feonydemokrasia

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐌𝐏𝐘 𝐍𝐀𝐌𝐀𝐃𝐈𝐊𝐀 𝐌𝐏𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐀𝐙𝐘

Posted by - février 9, 2024
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐌𝐏𝐘 𝐍𝐀𝐌𝐀𝐃𝐈𝐊𝐀 𝐌𝐏𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐀𝐙𝐘 (𝐍𝐚𝐧𝐠𝐚𝐥𝐚𝐫𝐢𝐧𝐲 𝐚𝐯𝐨𝐤𝐨𝐚 𝐧𝐲 𝐤𝐨𝐣𝐚𝐤𝐨𝐣𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧-𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨, 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐨𝐝𝐲 𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐞𝐨…)   ✦Tovovavy iray 18 taona, mpanampy tamina tokantrano iray eto Mandritsara no tra-tehaky…
Read More

MATY NY RENIN’NY GOVERNORAN’I TOLIARA.

Posted by - février 9, 2024
📌 Tonga nitsapa alahelo any Governoran’i Toliara ireo talem-paritra misy ato anatin’ny Faritra Atsimo Andrefana noho ny fahalasan’ny Reniny niteraky azy. 📌 Nitarika ny delegasionina teto ny Prefektioran’i Toliara SOLONDRAZA…
Read More

TOLIARY | TSY FANDRIAM-PAHALEMANA HALATRA MASO

Posted by - février 9, 2024
📌 Rehefa natao ny ivelam-pandrika sy ny fahaiza manaon’ny Zandarimariam-pirenena izay tarihan’ny Komandin’ny Vondrotobi-pileovana Atsimo Andrefana Kolonely Janvier Nadège Doloseny dia tratra ireo nahavanon-doza, mikasika ny famonoana amin’ny feno habibiana…
Read More