ANTSIRANANA | VARY MILANJA 50.6 TAONINA NO SIMBA TANTERAKA KA VOATERY NODORANA

268 0
50,6 tonnes amin’ireo vary 1060 tonnes tonga tao aminy seranan-tsambo ny Antsiranana no simba rehefa natao ny analyse teny aminy laboratoire fa tsy azo ho hanina.
 
Tsy maintsy nodorana izany mba tsy hiparitaka eny an-tsena. hoy ny Atoa TANIGNA Romuald Florentin talem-paritry ny famporoborobona ny Indositria sy ny varotra ato anivon’ny faritra DIANA.
 
Teto aminy Commune Rurale ny Ramena no nanatanterahana ny fandorohana ireo vary simba izay natrehan’ireo mpitandron’ny filaminana nahitana ny Tafika malagasy, ny Zandarimariam-pirenena ary ny polisim-pirenena, teo ihany koa ny avy anivon’ny biraon’ny fanditseranana Antsiranana ary ireo mpiara miasa aminy Fitaleavam-paritry ny famporoborobona ny Indositria sy ny varotra, ary ny mpanao gazety.
 

Related Post

TILY ETO MADAGASIKARA

Posted by - dรฉcembre 28, 2024 0
Hetsika Goavambe no hatolotry ny Tily Analamanga Avaratra rahampitso 29 Desambra 2024 iarahana @ #Ampifitia. Hetsika amaranan’ny Tily Analamanga Avaratra…

Fanamarihana ny 29 mars Antsirabe.

Posted by - mars 29, 2025 0
Fametrahana fehezam-boninkazo teo aminโ€™ny tsangam-bato manoloana ny garanโ€™Antsirabe no nentina nanamarihana ny 29 marsa fahatsiarovana ireo maherifonโ€™ny firenena tany Antsirabe.Nanotrona…