DISTRIKA MIANDRIVAZO SY MANDOTO ARY TSIROANOMANDIDY HAMETRAKA FANDRIAM_PAHALEMANA IRAISANA
Ny sabotsy 20 jolay no notanterahina tao amin’ny fokotany Madiokely izay efi-tany mampisaraka ny distrikan’i Tsiroanomandidy sy Miandrivazo ary Mandoto ny fampivondronan-kery teo amin’ny zandary miasa amin’ny distrika telo mpifanilambodirindrina…
Read More