ANTSIRANANA : HETSIKA FANDIDIANA MAIMAIMPOANA HO AN’NY OLONA SIMA NA VAKY LAGNILAGNY, NA VAKY SOGNY.
Araka ny Fanambarana izay nataon’ny Talen’ny Hopitaly Manarapenitra Antsiranana Dokotera ANDRIANIAINA Dells, dia hisy ny fandidiana maimaimpoana ho an’ny olona Sima na vaky Lagnilagny atao ao amin’ny CHU Tanambao Antsiranana…
Read More