feonydemokrasia

TOBY KRISTY MANAFAKA IBORA | MPIOMANA 71 MIANADAHY NO VOATOKANA HO MPIANDRY TAMIN’NY TAONA ITY.

Posted by - août 14, 2024
𝐁𝐄𝐓𝐒𝐀𝐊𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐎𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐄𝐃𝐑𝐀𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐁𝐘 𝐊𝐑𝐈𝐒𝐓𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐅𝐀𝐊𝐀 𝐈𝐁𝐎𝐑𝐀 𝐊𝐀 𝐈𝐋𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐌𝐄𝐙𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐒𝐈𝐑𝐀𝐈𝐑𝐀𝐘. 𝐌𝐏𝐈𝐎𝐌𝐀𝐍𝐀 𝟕𝟏 𝐌𝐈𝐀𝐍𝐀𝐃𝐀𝐇𝐘 𝐍𝐎 𝐕𝐎𝐀𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐀𝐍𝐃𝐑𝐘 𝐓𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐈𝐓𝐘. Tsy fisian’ny toeram-pidiovana , tsy fahampian’ny…
Read More

Toamasina | hanangana andrimasom-pokonolona

Posted by - août 12, 2024
Toamasina: Ankoatry ny fisafoana andro sy alina ataon’ny mpitandro ny filaminana,dia manentana ny vahoaka isam-pokotany mba hanangana andrimasom-pokonolona izy ireo. Tonga nanatrika ny fivoriambem-pokonolona tao amin’ny fokotany Andranomadio 11/41,ny Polisy…
Read More

𝐕𝐎𝐀𝐏𝐄𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐒𝐀𝐌𝐁𝐎𝐀𝐃𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐋𝐎𝐇𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐑𝐀𝐌𝐀𝐑𝐎𝐒𝐎𝐀 𝐄𝐌𝐈𝐋𝐈𝐍𝐄 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐁𝐄

Posted by - août 12, 2024
Nandritra ny lanonam-panokafana ny fivoriana tsy ara-potoanan’ny Antnimierandoholona androany Alatsinainy 12 Aogositra 2024 no nanametrahana ny samboady ho an’ny loholon’ny Toamasina vaovao Rtoa RAMAROSOA Émiline Rakotobe voafidy ato amin’ny Faritan’i…
Read More