Toamasina : Tontosa omaly ny lanonana fifampiarabana tratry ny taona ho an’ny Cisco Toamasina I
Miray hina sady mifampitsinjo ny mpiasa eo anivon’ny CISCO Toamasina voalohany hoy ny Filohan’ny Sosialin’ny Cisco Toamasina I omaly,nandritran’ny lanonana fiarahabana nahatratrarana ny taona 2025. Tonga nanotrona izany ny Talem-paritry…
Read More