feonydemokrasia
Ministry ny Fitsarana RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana | Nitsidika sy nanolotra fanomezana ho an’ny ankizy ao amin’ny Akany Avoko Bevalala
Ho fanohizana ny fankalazana ny iray volan’ny ankizy dia tonga nitsidika sy nanolotra fanomezana ho an’ny ankizy ao amin’ny Akany Avoko Bevalala ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Ministry ny Fitsarana RANDRIAMANANTENASOA…
Read More
Ivato Centre Distrika Ambositra | Nitrangana fanafihan-jiolahy mitambasy
Nitrangana fanafihan-jiolahy mitambasy tao amin’ny kaominina Ivato Centre Distrika Ambositra Fokontany Ambalalehibe Ny hariva ny alahady 16 jona tokony ho tamin’ny 7 ora sasany no nitrangan’ny fanafihana Ankizy lahy 13…
Read More
Fisandohana ho Polisy Comorian | Nahiditra amponja i Naïdar
Nampidirigny am-ponja vonjimaiky eto Antsiragnana tamin’ny folak’andran’ny Tinainy 17 Jona 2024, i Naïdar raim-pianakaviagna 40 taogno, izay nisandoka ho police Comorianina sady nagnolagna tsaiky viavy tsy ampy araiky tao amin’ny…
Read More
Fety JAPONAIS Izay no tanterahana anio , teo amin’ny CEG AMBOHIMANGAKELY .
Mpilatsaka an-tsitrapo Japoney izay avy amin’ny JICA (Agence japonaise de coopération internationale) miara miasa sy monina eto amin-tsika Commune Ambohimangakely i MINAMI MATSUMURA . Mandritran’ ny 1 taona sy 3…
Read More
Matotra ny Fiaraha-miasan’ny Commune Urbaine de Toamasina sy ny fikambanana CEM
TOAMASINA Fiaraha-miasan’ny Commune Urbaine de Toamasina sy ny fikambanana CEM( Croissant d’Espoir Madagascar),dia Mpino silamo miisa 500 no nisitraka fanomezana omaly zoma 14 jona 2024. Hetsika ra-tsosialy,fiomanana amin’ny fiatrehana ny…
Read More
FIFAMOIVOIZANA ETO ANDRENIVOHITRA : Ao anatin’ny fanantanterahina ny opération DONA ny polisim-pirenena avieo anivon’ny CUI
FIFAMOIVOIZANA ETO ANDRENIVOHITRA : Ao anatin’ny fanantanterahina ny opération DONA ny polisim-pirenena avieo anivon’ny CUI. Maro be ireo olona tsy manara-dalana eo @ sehatry ny fifamoivoizana fa indrindra @ izao…
Read More
𝐔𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐬𝐢𝐭𝐞́ 𝐅𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐭𝐬𝐨𝐚 𝐌𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐢𝐬𝐚 𝟐𝟒𝟏 𝐧𝐨 𝐧𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐢𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐋𝐢𝐜𝐞𝐧𝐜𝐞.
Mpianatra avy amin’ny sampam-pampianarana Institut des Sciences et de Technique de l’environnement na ISTE no navoaka tamin’ny fomba ofisialy androany 12 Jiona 2024 tao amin’ny Kianjan’ny Serasera sy LMD ,…
Read More
𝐌𝐈𝐑𝐎𝐒𝐎 𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐎𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐋𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐏𝐀𝐕𝐄 𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐋𝐀𝐌𝐄𝐍𝐀
Mizotra tsara ny asa fanamboarana ny « LALANA PAVE » ao amin’ny renivohitry ny Distrikan’Andilamena mirefy 900 metatra,izay miainga avy eo amin’ny sampanana akaikin’ny CECAM mihazo ny lalam-pivarotona trondro hatrany…
Read More
𝐕𝐨𝐚𝐟𝐢𝐝𝐲 𝐡𝐨 𝐟𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐥𝐞𝐟𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐯𝐨𝐫𝐢𝐚𝐦𝐛𝐞𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟕𝟗 𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚
Voafidy ho filoha lefitry ny fivoriamben’ny Firenena Mikambana (UNGA) faha-79 i Madagasikara mandritra ny fe-potoam-piasana hanomboka ny volana septambra 2024 hatramin’ny septambra 2025. Manamarika ny andraikitr’i Madagasikara eo anivon’ny fiaraha-monina…
Read More