Fiofanana natao tao Mahanoro: 145 mpanamory lakana nahazo taratasy maha βskippersβ
π 15β19 Jolay 2025π Lakandranonβny Pangalana, Mahanoro Tanteraka soa aman-tsara ny fiofanana manokana ho anβireo mpanamory lakana madinika mandeha milina (skippers) tao Mahanoro, nanomboka ny 15 ka hatraminβny 19 Jolay…
Read More