Noho ny fiara-miasa sy ny fiaraha-mientana teo amin’ireo tompon’andraikitra eto amin’ny CEG Ankadikely sy ny FEFFI ary ny fiadidian’ny Kaominina Ankadikely-Ilafy dia vita soa aman-tsara ny fanamboarana ho simenitra (Béton)…
Hiraikitra lalandava ato am-poko ity fotoana niarahantsika teto #Antsirabe ity. Tsy nahasakana antsika ny orana nikija. Izao ilay tena hoe tia amin’ny fo manontolo. Tia ahy ianareo eto Antsirabe, izaho…
Misy mifofo ny ain’ny sasantsasany amin’ireo kandidà ka nandray fepetra ny fibaikoana ny mpitandro filaminana hanome mpiambina manokana ho azy ireo. Natao hiambina an’ireo kandidà 13 isa, ny fianakaviany ary…