FONJABEN’ANTANIMORA, VOASAMBOTRA ILAY VOAFONJA NIKASA HANDOSITRA

311 0

📷 MINJUS MG📷

Alahady 5 novambra 2023, tamin’ny 1 ora atoandro dia nisy voafonja iray nikasa handositra nisaoty tamboho tao amin’ny Fonjaben’Antanimora. Tsy lasa lavitra anefa dia voasambotry ny Mpandraharahan’ny fonja ary tao anatin’ny folo minitra dia niverina tamin’ny laoniny ny filaminan’ny fonja.

Voafonja efa nandositra teny amin’ny polisy izy io ary resaka halatra tsotra na « vol simple » no nampidirana azy teto amin’ny Fonjamben’Antanimora.

Related Post

𝐅𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐢-𝐛𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐢𝐥𝐢𝐧’𝐈 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 – 𝐃𝐢𝐨𝐬𝐞𝐳𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐢𝐫𝐚𝐛𝐞.

Posted by - avril 1, 2025 0
Tanora manodidina ny 60 mpikambana ao amin’ny Antilin’i Madagasikara eto amin’ny diosezin’Antsirabe no nahazo ny mari-boninahitra avy amin’ny fiangonana katolika.Natomboka…