Mahoraka any ivelany RUSSIE – AFRIQUE Posted on novembre 8, 2023 at novembre 8, 2023 by feonydemokrasia 323 0 RUSSIE – AFRIQUE : Hanamboaran’ny RUSSIE Centrales Nucléaires i MALI sy BURKINA FASO izay hamaha tanteraka ny olan’ny erin’aratra. Kihon-dalana lehibe makany amin’ny INDUSTRIALISATION.
𝐄𝐓𝐀𝐙𝐎𝐍𝐈𝐀 – 𝐓𝐎𝐕𝐎𝐕𝐀𝐕𝐘 27 𝐍𝐎𝐓𝐄𝐍𝐃𝐑𝐄𝐍`𝐈 𝐃𝐎𝐍𝐀𝐋𝐃 𝐓𝐑𝐔𝐌𝐏 𝐇𝐎 𝐓𝐀𝐋𝐄𝐍`𝐍𝐘 𝐒𝐄𝐑𝐀𝐒𝐄𝐑𝐀𝐍𝐘 Posted by feonydemokrasia - novembre 18, 2024 0 ✦I Karoline Leavitt, 27 taona, tovovavy amerikana izay nisahana ny serasera tamin`ny fampielezan-kevitra filoha Amerikana vao voafidy Donald Trump no…
𝐈𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐥𝐥𝐢𝐚𝐧𝐜𝐞 𝐨𝐟 𝐒𝐚𝐡𝐞𝐥 𝐒𝐭𝐚𝐭𝐞𝐬 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐩𝐚𝐡𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐧𝐲 𝐡𝐢𝐚𝐥𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐄𝐃𝐄𝐀𝐎 Posted by feonydemokrasia - décembre 15, 2024 0 14/12/2024 tamin’ny 6:33 p.m. 𝑴𝒂𝒍𝒊, 𝑩𝒖𝒓𝒌𝒊𝒏𝒂 𝑭𝒂𝒔𝒐 𝒂𝒓𝒚 𝑵𝒊𝒈𝒆𝒓, izay namorona ny kaonfederasiona Alliance of Sahel States (AES), dia nilaza…
Nodimandry androany alatsinainy 21 aprily maraina i Papa Fransoa Posted by feonydemokrasia - avril 21, 2025 0 Nodimandry androany alatsinainy 21 aprily maraina i Papa Fransoa, teo amin`ny faha 88 taona, araka ny fanambarana avy ao Vatican.…
𝐌𝐀𝐎𝐑𝐈𝐒𝐘 : 𝐍𝐚𝐭𝐬𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐃𝐢𝐚𝐬𝐩𝐨𝐫𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐂𝐡𝐚𝐦𝐛𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐂𝐨𝐦𝐦𝐞𝐫𝐜𝐞 Posted by feonydemokrasia - décembre 8, 2025 0 Tontosa ny 07 Desambra 2025 tao Beau-Bassin ny fihaonana ofisialy voalohany nataon’ny 𝐃𝐢𝐚𝐬𝐩𝐨𝐫𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐨𝐫𝐢𝐬𝐲, ka nanamarika dingana vaovao…
Gaza : Tafakatra 7000 ireo olona maty voadarok’Israely Posted by feonydemokrasia - novembre 9, 2023 0 Taorian’ny fanafihana nataon’ny vondrona palestiniaina Hamas, nahafatesana Israelianina mihoatra ny 270, ary olona voatazona an-keriny mihoatra ny 200, dia namaly…