Asa sosialy sahanin’ny Fikambanana AFF

302 0
π…πˆπŠπ€πŒππ€ππ€ππ€ π€ππƒπ‘π˜ π’π˜ π…πŽπ“πŽπ“π‘π€ π‡πŽ 𝐀𝐍’𝐍𝐘 π…π€πŒππ€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€ππ€ π„π“πŽ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ ππŽπ‘πˆππŽπ‘πˆπ“π€ππ˜ π…π€π‡π€πŸ π’π˜ 𝐍𝐘 πŒπˆππˆπ’π“π„π‘π€πβ€™ππ˜ π…π€π‡π€π’π€π‹π€πŒ-ππ€π‡πŽπ€πŠπ€
πŸ“Œ Tafiditra ao anatin’ny Asa sosialy sahanin’ny Fikambanana AFF na ny ANDRY SY FOTOTRA HO AN’NY FAMPANDROSOANA, izay eto amin’ny Boribory tany faharoa, eto anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivotra ny fanomezana fampiofanana hoan’ny rehetra.
 
πŸ“Œ Ny Zoma lasa teo ary, dia nisy ny fizarana marim-pahaizana sy fitaovana hoan’ireo olona Mpivarotra niatrika izany fampiofanana izany, ka ny fampiofanana dia tan-tsoroka avy amin’ny Ekipan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.
πŸ“Œ Fantatra fa Mpivarotra miisa 300 mianadahy mianaka teo ho eo no nahazo tombontsoa tamin’izany fampiofanana izany, ary voalaza fa santatra ambarano ihany izao, fa hitohy hatrany ity fampiofanana ifandrimbonan’ny Fikambanana AFF sy ny ekipan’ny Ministeran’ny Fahasalam-bahoaka ity.
 
πŸ“Œ Nisaotra sy nankasitraka hatrany an’izao asa sosialy mivantana hoan’ny valala be mandry izao moa ny Mpahazo tombontsoa, ary maniry raha maniry ny hitohizan’izany hatrany.
 
πŸ†” Nangonin ‘Lay Mahintsy

Related Post

ANKILIVALO, MAHABO MPANGALAJAZA 3 NO TRATRA KA MATY VOATIFITRA NY ROA

Posted by - dΓ©cembre 22, 2023 0
π€ππŠπˆπ‹πˆπ•π€π‹πŽ, πŒπ€π‡π€ππŽ πŒππ€ππ†π€π‹π€π‰A𝐙𝐀 πŸ‘ 𝐍𝐎 𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 πŠπ€ πŒπ€π“π˜ π•πŽπ€π“πˆπ…πˆπ“π‘π€ 𝐍𝐘 π‘πŽπ€ — πŸ“Œ Nitrangana hala-jaza tao amin’ny kaominina ambanivohitra Ankilivalo…

KAOMININA ANOSY AVARATRA

Posted by - dΓ©cembre 26, 2023 0
20 Kilaometara miala an’Antananarivo Renivohitra, manaraka ny Lalam-pirenena Faha3 iny no ahitana ny Kaominina Anosy Avaratra, ao anatin’ny Distrika Antananarivo…