Asa sosialy sahaninโ€™ny Fikambanana AFF

542 0
๐…๐ˆ๐Š๐€๐Œ๐๐€๐๐€๐๐€ ๐€๐๐ƒ๐‘๐˜ ๐’๐˜ ๐…๐Ž๐“๐Ž๐“๐‘๐€ ๐‡๐Ž ๐€๐’๐๐˜ ๐…๐€๐Œ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐’๐Ž๐€๐๐€ ๐„๐“๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐๐Ž๐‘๐ˆ๐๐Ž๐‘๐ˆ๐“๐€๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐Ÿ ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐’๐“๐„๐‘๐€๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐’๐€๐‹๐€๐Œ-๐๐€๐‡๐Ž๐€๐Š๐€
๐Ÿ“Œ Tafiditra ao anatinโ€™ny Asa sosialy sahaninโ€™ny Fikambanana AFF na ny ANDRY SY FOTOTRA HO AN’NY FAMPANDROSOANA, izay eto aminโ€™ny Boribory tany faharoa, eto anivonโ€™ny Kaominina Antananarivo Renivotra ny fanomezana fampiofanana hoanโ€™ny rehetra.
 
๐Ÿ“Œ Ny Zoma lasa teo ary, dia nisy ny fizarana marim-pahaizana sy fitaovana hoanโ€™ireo olona Mpivarotra niatrika izany fampiofanana izany, ka ny fampiofanana dia tan-tsoroka avy aminโ€™ny Ekipanโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka.
๐Ÿ“Œ Fantatra fa Mpivarotra miisa 300 mianadahy mianaka teo ho eo no nahazo tombontsoa taminโ€™izany fampiofanana izany, ary voalaza fa santatra ambarano ihany izao, fa hitohy hatrany ity fampiofanana ifandrimbonanโ€™ny Fikambanana AFF sy ny ekipanโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalam-bahoaka ity.
 
๐Ÿ“Œ Nisaotra sy nankasitraka hatrany anโ€™izao asa sosialy mivantana hoanโ€™ny valala be mandry izao moa ny Mpahazo tombontsoa, ary maniry raha maniry ny hitohizanโ€™izany hatrany.
 
๐Ÿ†” Nangonin ‘Lay Mahintsy

Related Post

แดษชแด€ษดแด…ส€แด€ษดแด…ส€แด€ แด›แด€ษดแด›sแดส€แดแด‹แด€ แด€แด ส แด€แดษชษด’ษดส า“ษชแด›แดษดแด…ส€แด€ษดแด€ ษชส€แด‡แด แด แด‡สœษชแด แด€แด ส แด›แด€ษดแด›sแด€สœแด€ แด‡แด›แด แดแด€แด…แด€ษขแด€sษชแด‹แด€ส€แด€. แด€ษดษชsแด€ษด’ษดส า“ษชแด‹แด€แดส™แด€ษดแด€ษดแด€ ษดแด€แดแด˜ษชsแด‡สœแด ษดส แดแด€สœแด€ ษชแดขส แด€แดขส ษดแด€ษดแด…ส€ษชแด›ส€แด€ ษดส แด€ษดแด…ส€แด แดแด€ษดแด‡ส€แด€ษดแด›แด€ษดส สœแด แด€แดขส ษชส€แด‡แด ษดส า“แด€ส€แด ษดแด sแด€แด…ส ษดแด€ษดแด€แด า“แด€ษดแด€แดส™แด€ส€แด€ษดแด€ แด›แด€แดษชษด’ษดส แด€ษดแด€ส€แด€ษด’ษชส€แด‡แด า“แด€ส€ษชแด›ส€แด€ ส€แด‡สœแด‡แด›ส€แด€ แดษชsส แด€แดขส แดแด€ษดแด‡ส€แด€ษดแด€ ษดส ษดแดsส.

Posted by - octobre 17, 2024 0
Ankalazaina isaky ny 15 oktobra ny ยซย Journรฉe Internationale des Femmes Ruralesย ยป (JIFR). Fotoana ahafahan’ireo vehivavy misehatra amin’ny asa fambolena sy…