πππππππππππ ππ πππππππ ππππππππ πππππππππ πππππππ ππ ππππππβππ πππππ-πππ ππππππππ ππ π πππππ πππ πππππ ππππ ππππππππππππ
Androany, nandritra ny fambolen-kazo, izay notanterahina ny Antoko Tiako i Madagasikna, teny Imerinkasinana, ao anatinβny Kaomina Anjeva Gara, dia nanentana ny vahoaka Malagasy tsy vaky volo ny tenanany hanoratra ny anarany ao anatinβny Lisim-pifidianana, izay fantatra fa hikantona aminβny faha 15 volana Febroary.
Androany Sabotsy 03 Febroary 2024 tokoa mantsy no nifaome fotoana ny Antoko Tiako i Madagsikara fa hamboly hazo, ka teny Imerinkasinina no toerana nosafidiana hanatanterahana izany.
Fantatra fa zanan-kazo miisa 10 000 eo ho eo no voavoly, vory marobe tokoa ireo mpikambana ao aminβity antoko ity nanatanteraka izay fanajariana ny tontolo ho maintso indray.
Ankoatry ny Antoko Tiako i Madagasikara, dia nisy ihany koa ireo Fikambanana maro samy hafa tonga nanatevin-daharana azy ireo, ka nitondra ny anjara birikiny aminβizany fambolen-kazo izany. Anisanβizany Fikambanana Tontolo Madio, avy eny Sabotsy Namehana eny, izay notarihinβny Filohanβizy ireo, Andriamatoa
ANDRIANARIVONY Sitraka.