Kaominina Ambohimangakely | nozarana sakafom-pifaliana ny FKT 18

261 0
Ho fiarahana mifaly ankatoky ny Fetin’ny Krismasy 2023  dia misy ny fizarana sakafom-pifalina izay tanterahana manerana ny Fokontany 18  misy eto anivon’ny  Commune Ambohimangakely .
 
Natokana hoan’ireo sahirana sy marefo ,tonga nizara sakafo tety amin’ny Fokontany Ambohimangakely  Hoy ny Ben’ny Tanana , Andriamatoa  RADAFY Thierry raha nanontaniana mahakasika ity izy
Fanomezana kely fa tena vokatry ny fo, ary hatolotra am-pitiavana, ho fiarahana mifaly.
Fantatra moa fa entina hitety ny Fokontany ity hetsika ity, etoana ny Kaominina Ambohimangakely, tarihin’Andriamatoa Ben’ny Tanana, dia mirary fety sambatra ho ao anatin’ny fifaliana ho antsika rehetra
Nangonin’lay Mahintsy

Related Post

𝑫𝒓 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅 (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑵- 𝑻𝑨𝑵𝑰𝑵𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑵𝑨 𝑵𝑶 𝑵𝑨𝑵𝑶𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑵𝑶𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑻𝑶𝑩𝑰𝑵’𝑵𝒀 𝒁𝑨𝑵𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨

Posted by - décembre 4, 2023 0
𝑫𝒓 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅 (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑵- 𝑻𝑨𝑵𝑰𝑵𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑵𝑨 𝑵𝑶 𝑵𝑨𝑵𝑶𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑵𝑶𝑹𝑰𝑵𝑨 𝑻𝑶𝑩𝑰𝑵’𝑵𝒀 𝒁𝑨𝑵𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨 Hoy ny 𝑫𝒓 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑬𝒅𝒎𝒐𝒏𝒅, Mpikaroka Raokandro Malagasy,…