Tonga maro teny Antaninarenina sy Analakely ary filaharam-be no niditra tao an-tokotanin’ny lampam-panjakana Ambotsirohitra izay voaraka tsara ka nosokafan’ny fandidiana ny repoblika hitsidihin’ny vahoaka,
Nanana 5mn ny olona tsirairay hijerena sy hakana sary tao, tamin’ny 11 ora sasany alina no nialan’ny mpanao gazety teny an-toerana fa mbola maro be ireo milahatra.
Faly sy Ravo ireo avy nitsidika izay nisy ny avy any amin’ny faritra misy koa ireo teratany vahiny
Nangonin’i RaPa