

ยซ Fahagola , efa ela be tany, dia nisy olona miralahy iraitam-po, rehefa samy lehibe izy mirahalahy ireo, dia samy nanambady.
Nohonโny vintana tsy mitovy, nohonโny anjara tsy sahala dia tonga mpanefohefo fatratra ilay zokiny, fa ilay zandriny kosa dia najary farahidiny indrindra, teo aminโnt tany amamonina.
Kanefa na dia nanankarena nanontany ny ory aza Ingahimatoa, dia indry fa tsy mba manan-janakโho dimby, satria karazanโirony vehivavy momba irony no tojo azy, fa Ingahifara kosa dia maro anaka izay tsy izy, satria dia 14 mianadahy be izao ireo naterany.
Hita taratra fa tena misy tsy fifankazahoana tanteraka teo aminโireto fianakaviana ireto, satria raha mba mitaraina any aminโIngahimatoa i Faralahy, dia latsa sy handrohadro no azony. Mangidy tamiโity niangaranโny vintana ny fihainoana sy niainana izany, ary tsampanโireto ankisy teo aminโny ankohonany.
Indray andro, dia niresaka tamรนinโizy mivady ireto zaza naterany, ยซ Ry Ikaky sy Neny รด ! na dia mahantra fadiranovana aza ianareo, na nitafy voronkitsay aza, ka nanompoanareo olona ny namelomanareo anay, mby lehibe izahay, dia hanao valim-babena izay hampitolagaga ny maro ho anareo izahay ยป


Fa ilay lahy matoa kosa rehefa maty, dia lasa antsoinโny olona hoe ยซ Fasam-bazimba ยป ny fasany
Raha araka ny filazanโAndriamatoa Sammy ihany, dia dia fasana an’ny mpiaramonina aminy io fasana iray tsy misy tongony io fa ny fasan’ilay Lahimatoa dia natao nalavirina manodidina ny 1km eo ho eo miala eo aminโio fasana misy tongony io,…

๐ป๐๐ ๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐๐๐ ๐น๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐, ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐.