Nahazo Solosaina ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany ao Ambositra.

34 0
π…π€ππŽπ‹πŽπ‘π€ππ€ π’πŽπ‹πŽπ’π€πˆππ€ π‡πŽ 𝐀𝐍’𝐍𝐘 πŒπˆππˆπ’π“π„π‘π€ π…πŽπˆππ„ π’π˜ 𝐍𝐘 π…πˆπ“π’π€π‘π€ππ€ π€πŒππ€π‘π€π“πŽππ†π€ π•πŽπ€π‹πŽπ‡π€ππ˜ π€πŽ π€πŒππŽπ’πˆπ“π‘π€
πŸ“ŒZoma 24 mey 2024, ao anatin’ny ezaka fanomezana solosaina izay ataon’ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana dia nahazo anjara ihany koa ny teto amin’ny Minisiteran’ny Fitsarana foibe sy ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany ao Ambositra.
πŸ“ŒIzao fanolorana izao dia entina hanampiana ny fampitaovana ireo mpiasa sy hanatsarana ny kalitaon’ny asa ho fanomezana fahafaham-po ny vahoaka manan-draharaha, izay tanjona tafiditra amin’ny fanamafisana ny Fanjakana tsara tantana. Izao koa no natao dia mba ho fintsinjovana ireo mpiasa.

Related Post