DIPLAOMASIA – FIHAONANA TAO PARIS

46 0
Nandritra ny fitsidihany tany Paris, dia nihaona tamin’ny Filohan’ny Repoblika frantsay, Emmanuel Macron, tao amin’ny Lapan’ny Élysée ny Filohan’ny Fanavaozana, Kolonely RANDRIANIRINA Michaël.
🤝 Nifantoka indrindra tamin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy Frantsa ny dinika nifanaovan’ny roa tonta.
Niresaka momba ireo sehatra ahafahan’ny firenena roa tonta manamafy ny fiarahamiasa sy mampivelatra bebe kokoa ny fifandraisana eo amin’i Madagasikara sy Frantsa ihany koa izy ireo.
📍 Paris, Frantsa – 10 Septambra
📸 Sary: Présidence de la Refondation de la République de Madagascar – PRRM

Related Post

Fahavitantena ara-tsakafo

Posted by - septembre 11, 2024 0
Ny fahavitantena ara-tsakafo dia fototra iray hiankinan’ny fampandrosoana ny firenena. Teto Changsha no nitsidihanay mivady ny parc de Riziculture Longping.…