๐•๐Ž๐€๐๐‰๐Ž ๐Œ๐„๐๐€๐๐„ : ๐Œ๐ˆ๐‘๐Ž๐’๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐Œ๐€๐ˆ๐Š๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐‰๐€๐Š๐€๐๐€ ๐‡๐€๐๐€๐‘๐„๐๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐’๐„๐‡๐€๐“๐‘๐€ ๐’๐˜ ๐‡๐€๐๐€๐“๐’๐€๐‘๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐‘๐€๐Œ-๐๐Ž๐‹๐€๐โ€™๐๐˜ ๐Œ๐๐€๐Œ๐Ž๐Š๐€๐“๐‘๐€

5 0

Nitsidika ny Distrikanโ€™i Belo sur Tsiribihina ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fahavitan-tena ara-tsakafo, ๐‘๐€๐Œ๐ˆ๐๐ƒ๐Ž ๐†๐š๐žฬˆ๐ญ๐š๐ง, omaly alahady 26 Aprily 2026. Tafiditra ao anatinโ€™ny ezaka fanamafisana ny sehatra fambolena ity fidinana ifotony ity, izay nifantoka indrindra taminโ€™ny fitadiavana vahaolana manoloana ireo olana mahazo ny tantsaha, indrindra ny mikasika ny vidinโ€™ny voanjo.

Nandritra ny fitsidihana dia nisy ny fifampiresahana mivantana taminโ€™ireo tantsaha, nahafahanโ€™ny ministera nihaino akaiky ny olana sy ny soso-kevitra avy eny ifotony. Voaresaka manokana taminโ€™izany ny tsy fitovianโ€™ny vidinโ€™ny voanjo eny an-tsena sy ny sakana aminโ€™ny fivarotana, izay miteraka fatiantoka ho anโ€™ny mpamokatra.

๐’๐ž๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ง-๐ค๐ž๐ซ๐ฒ, ๐ฌ๐š๐ข๐ง๐ ๐ฒ ๐ฆ๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ฏ๐จ๐š๐Ÿ๐ž๐ก๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐š๐ง๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ซ๐š๐Ÿ๐ข๐ญ๐ซ๐š

Na dia manana hery ara-toekarena lehibe aza ny voanjo eto Menabe, dia mbola maro ireo olana rafitra manakana ny fandrosoany. Anisanโ€™izany ny tsy fahatomombananโ€™ny fandrindrana ny fanangonana sy ny fizarana vokatra, ny fahalemenโ€™ny firafitry ny mpisehatra, ary ny tsy fahampianโ€™ny fanomezana lanja ara-barotra ny vokatra.

Ireo fahasahiranana ireo dia ary mampihena ny vola miditra ho anโ€™ny tantsaha sy ny mpisehatra rehetra.

๐…๐ž๐ฉ๐ž๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ข๐ค๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐ž๐ญ๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ฆ๐ข๐ฏ๐š๐ข๐ง๐ ๐š๐ง๐š

Taorianโ€™ny fidinana ifotony dia nametraka laharam-pahamehana mazava ny ministera ho fanarenana ny sehatra :

  • Fanatsarana ny rafitra fanangonana sy fivarotana
    Kendrena ny hanamora ny fivezivezenโ€™ny vokatra sy hampihena ny sakana aminโ€™ny varotra, mba hahazoanโ€™ny tantsaha vidiny mirary.
  • Fanamafisana ny firafitry ny mpisehatra
    Hohamafisina ny fandaminana ny tantsaha sy ny mpisehatra mba hanatsarana ny fifampiraharahana sy ny fiaraha-miasa.
  • Fanokafana tsena vaovao
    Hotadiavina ny tsena vaovao sy hatsaraina ny kalitaonโ€™ny vokatra, mba hampitombo ny lanjanโ€™ny voanjo eny an-tsena.

Ankoatra izany, nisy ihany koa ny hetsika mivantana natao ho fanohanana ireo tantsaha. Ireo tantsaha nahavita fiofanana dia nahazo fitaovana hoenti-miady aminโ€™ny bibikely mpanimba voly, ary nozaraina bisikileta hanamora ny fivezivezenโ€™izy ireo sy ny asa famokarana.

๐•๐ข๐ง๐š๐ฏ๐ข๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ณ๐š๐ฏ๐š ๐ก๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š

Nanamafy ny ministera fa miankina aminโ€™ny fandrindrana ny sehatra sy ny fahafahana miditra aminโ€™ny tsena ny fahombiazanโ€™ny fambolena. Noho izany, tanjona ny hananganana rojo sanda mahomby kokoa, voalamina ary mahasoa ny mpisehatra rehetra.

๐…๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ก๐š๐ฆ๐š๐ฌ๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐จ๐ก๐ข๐ณ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ฌ๐š

Hisy ny fanaraha-maso akaiky ny fampiharana ireo fepetra noraisina, iarahana aminโ€™ireo tomponโ€™andraikitra eny ifotony sy ny mpiara-miombonโ€™antoka. Nohamafisinโ€™ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fahavitan-tena ara-tsakafo ihany koa ny fahavononany hanohy ny asa eny ifotony, hamaha ireo olana rafitra ary hanatsara maharitra ny sehatra fambolena stratejika eto Madagasikara.

Nanotrona izao fitsidihan’ny minisitry ny fambolena sy fahavitan-tena ara-tsakafo izao moa ireo tompon’andraikim-panjakana ato Menabe izay notarihin’ny Prรฉfet an’i Morondava sy ny lehiben’ny faritra mpisolo Toerana ato Menabe ary ny talemparitry ny fambolena sy fahavitan-tena ara-tsakafo ato Menabe.
โœ๏ธ RA PA

Related Post

๐— ๐—ข๐—ฅ๐—ข๐—ก๐——๐—”๐—ฉ๐—”
๐—ง๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐— ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—š๐—ผ๐˜‚๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐—ป๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ-๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—Ÿ๐—ถ๐—ผ๐—ป๐˜€ ๐—–๐—น๐˜‚๐—ฏ ๐——๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ฐ๐˜ ๐Ÿฐ๐Ÿญ๐Ÿณ, ๐—ณ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐Ÿด๐Ÿด ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ฑ๐˜† ๐—ฎ๐˜‡๐˜†

Posted by - fรฉvrier 15, 2026 0
Morondava, 15 Febroary 2026 Tonga eto Morondava taminโ€™ny 12 ora atoandro teo ny Governoranโ€™ny ๐‹๐ข๐จ๐ง๐ฌ ๐‚๐ฅ๐ฎ๐›๐ฌ ๐ˆ๐ง๐ญ๐ž๐ซ๐ง๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ ๐ƒ๐ข๐ฌ๐ญ๐ซ๐ข๐œ๐ญ ๐Ÿ’๐Ÿ๐Ÿ•, ๐‹๐ข๐จ๐ง…

๐—™๐—œ๐—™๐—œ๐——๐—œ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—ข๐—›๐—”๐— -๐—ฃ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—˜๐—ก๐—” ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿด : ๐—ก๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ฅ๐—ข๐—ง๐—ฆ๐—”๐—›๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—•๐—˜๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—”๐—ก๐—”๐—ก’๐—œ๐— ๐—˜๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—”๐—ง๐—ข๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—” ๐™‹๐™–๐™ง๐™ž๐™จ๐™ค๐™– ๐˜ผ๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™–๐™ข๐™—๐™ค๐™ก๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™ž๐™ซ๐™ค

Posted by - aoรปt 8, 2025 0
๐Ÿ‘‰๐™‹๐™–๐™ง๐™ž๐™จ๐™ค๐™– ๐˜ผ๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ž๐™–๐™ข๐™—๐™ค๐™ก๐™–๐™ฃ๐™–๐™ง๐™ž๐™ซ๐™ค, ๐™—๐™š๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™–ฬ€๐™ฃ๐™– ๐™„๐™ข๐™š๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™–๐™ฉ๐™ค๐™จ๐™ž๐™ ๐™–, ๐™ฃ๐™ค ๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ค ๐™ฅ๐™ค๐™ก๐™ž๐™ฉ๐™ž๐™ ๐™– ๐™ซ๐™ค๐™–๐™ก๐™ค๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ข๐™—๐™–๐™ง๐™– ๐™ฉ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ค๐™ข๐™—๐™– ๐™ค๐™›๐™ž๐™จ๐™ž๐™–๐™ก๐™ฎ ๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ฅ๐™–๐™๐™ž๐™—๐™š๐™ข๐™–๐™จ๐™ค ๐™ฉ๐™–๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ฃ๐™™๐™–๐™๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™– ๐™Ž๐™ค๐™ก๐™–๐™ฃ๐™œ๐™– ๐™›๐™–…