DISTRIKA MAROVOAY  TONTOSA ANDROANY TAO MAROVOAY!

69 0

🇲🇬 Niarahana tamin’ny Solombavambahoaka Andry MARINDRY, dia tontosa androany ireo hetsika lehibe ho tombontsoan’ny mponina :

🎒 Kits scolaires ho an’ny ankizy Niveau 01 & 02 ary ireo Lauréats CEPE, BEPC & BACC.

💧 Forage miisa 5 hanatsarana ny fahazoana rano fisotro madio.

🏍️ Moto miisa 5 ho an’ny Gendarmerie, hanamafisana ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana.

Fanolorana  ny tambohon’ny Stade RAMARIKA,

🤝 Asa vita, vahaolana entina, ary tombontsoa ho an’ny vahoaka!

❤️ Marovoay mandroso, miaraka amin’ny ANDRY MARINDRY .

😊Tsara marihina fa mbola misy fizarana faharoa ny Kit Scolaire sy ny Forage .

JB MAROVOAY

Related Post