ππππππ ππππππ : ππππππ ππππβππ πππ πππππ ππ π ππππππππ ππππππππππ ππ πππππππ ππ πππππππππππ ππ π ππππππ-πππππβππ ππππππππππ
Nitsidika ny Distrikanβi Belo sur Tsiribihina ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fahavitan-tena ara-tsakafo, πππππππ πππΜπππ§, omaly alahady 26 Aprily 2026. Tafiditra ao anatinβny ezaka fanamafisana ny sehatra fambolena ity fidinana ifotony ity, izay nifantoka indrindra taminβny fitadiavana vahaolana manoloana ireo olana mahazo ny tantsaha, indrindra ny mikasika ny vidinβny voanjo. Nandritra ny fitsidihana dia




