๐‘๐‹ ๐๐‘๐Ž๐ƒ/ ๐€๐’๐’๐Ž๐‚๐ˆ๐€๐“๐ˆ๐Ž๐ ๐’๐€๐•๐ˆ๐Š๐€ | 23 ๐‘ด๐’‚๐’“๐’” 2025, ๐‘ฒ๐’Š๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’’๐’๐’š ๐‘บ๐’‚๐’—๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐‘จ๐’Ž๐’ƒ๐’๐’”๐’Š๐’•๐’“๐’‚

463 0
๐‘๐‹ ๐๐‘๐Ž๐ƒ/ ๐€๐’๐’๐Ž๐‚๐ˆ๐€๐“๐ˆ๐Ž๐ ๐’๐€๐•๐ˆ๐Š๐€ – 23 ๐‘ด๐’‚๐’“๐’” 2025, ๐‘ฒ๐’Š๐’‚๐’๐’‹๐’‚๐’’๐’๐’š ๐‘บ๐’‚๐’—๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐‘จ๐’Ž๐’ƒ๐’๐’”๐’Š๐’•๐’“๐’‚
๐‘ต๐‘ถ๐‘บ๐‘ถ๐‘ฒ๐‘จ๐‘ญ๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘ต๐’€ ๐‘ป๐‘จ๐‘ถ๐‘ด-๐‘ท๐‘ฐ๐‘ณ๐‘จ๐‘ณ๐‘จ๐‘ถ๐‘ฝ๐‘จ๐‘ต๐‘จ ๐‘บ๐‘จ๐‘ฝ๐‘ฐ๐‘ฒ๐‘จ 2025 ๐‘จ๐‘ป๐’€ ๐‘จ๐‘ด๐‘ฐ๐‘ต’๐‘ต๐’€ ๐‘ญ๐‘จ๐‘น๐‘ฐ๐‘ป๐‘น๐‘จ ๐‘จ๐‘ด๐‘ถ๐‘น๐‘ถ๐‘ต’๐‘ฐ ๐‘ด๐‘จ๐‘ต๐‘ฐ๐‘จ
๐Ÿ‘‰Mandritra ny ray volana ao anatin’ny 15 Febroary-15 Mars no antsoina hoe ยซย ๐…๐€๐Ž๐’๐€ย ยป na koa hoa ยซย ๐•๐Ž๐‹๐€๐-๐ƒ๐‘๐ˆ๐Œ๐Ž๐‘๐ˆ๐Œ๐Žย ยป ,vanim-potoana tsy azo anaovana inona na inona na fety io na fanorenana; mbola mandala izany ny aty amin’ny Faritra Amoron’i Mania
๐Ÿ‘‰Rehefa tapitra io vanim-potoana io dia anaovana fety, isany mivoy izany ny ๐‘น๐‘ณ ๐‘ท๐‘น๐‘ถ๐‘ซ ๐’”๐’š ๐’๐’š ๐‘จ๐‘บ๐‘บ๐‘ถ๐‘ช๐‘ฐ๐‘จ๐‘ป๐‘ฐ๐‘ถ๐‘ต ๐‘บ๐‘จ๐‘ฝ๐‘ฐ๐‘ฒ๐‘จ ๐‘จ๐‘ด๐‘ฉ๐‘ถ๐‘บ๐‘ฐ๐‘ป๐‘น๐‘จ
๐Ÿ‘‰ Isan-taona dia misy ny hetsika ย ยป Arabaina vita faosaย ยป sady fanokafana ny taom-pilalaovana Savika
๐Ÿ‘‰ Manomboka eo dia misesy ny fandaharam-potoana ary efa milamina sy mipetrapetraka ny ho amin’ny 2025 hoy Lanto RASON izay tompon’andraikitra voalohany
๐Ÿ‘‰ Ny volana Oktobra kosa no mifarana ny taom-pilalaovana savika izay elanelanin’ireo hetsika maro toy ny : Lundi de pรขque mafana, Face ร  face Lundi de pentรชcote, Manala azy vita bacc ary ny Faradoboka izay hisy ihany koa ao an-drenivohitra
๐Ÿ‘‰Vonona hiara-hiasa sy hifanampy amin’ny hetsika ara-kolotsaina ยซย ๐•๐Ž๐‹๐€๐Œ๐๐„๐“๐Ž๐‡๐€๐Š๐€ย ยป hatao amin’ity 2025 ity eto Ambositra ny RL PROD sy ny Association savika
Nangonin’i Fenitra Arri Anne

Related Post